Auteur/autrice : Adnews

Fiara nifandona : Lehilahy iray maty, efatra hafa naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina in­dray tetsy amin’ny lalam-pirenena faharoa iny, afakomaly tamin’ny 7 ora sy fahefany hariva. Nitranga teo amin’ny toerana Antsampazana, Fo­kon­tany Andranokobaka, PK 6+200, ny loza. Fiara Peugeot 206 iray no nisongona tamin’ny toe­rana mampidi-doza. Nidona sy nifatratra tamin’ny fiara Kibota iray izay nifanenana taminy io fiara io […]

Jly Mamelison Mbina Nonos : « Aoka hanohy ny asany ny zandary»

Miantso ireo zandary rehetra manerana ny Nosy tsy ho mora handairan’ny tsaho miely ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena (COMGN), ny Jly Mamelison Mbina Nonos, omaly. Laharam-pahamehana ny fanohizana ny asa. Manoloana ny fanambarana maro samihafa eny anivon’ny tambajotran-tserasera, naneho ny heviny ary nisarika ireo zan­dary rehetra manerana ny Nosy, ny COMGN, ny […]