Auteur/autrice : Adnews

Toamasina: roa lahy hita faty

Raim-pianakaviana roa samy hafa nisy nanatitra tao amin’­ny Hopitaly Be Toamasina, omaly. Nisy nahita tao Ambalakisoa, ny tolakandron’ny alahady 30 aogositra lasa teo, ny lehilahy iray. Nahina mafy ny aina ka nentin’ny tsara sitrapo nihazo ny toeram-pitsaboana eo anivon’ny sampandraharaha misahana ny vonjy taitra ao amin’ny Hopitaly Be izy. Nitsabo […]

Jly Ravalomanana Richard: hiakatra fitsarana anio raha tsy misy ny fiovana

Fito volana taorian’ny nam­pidirana am-ponja vonjimaika ny Jly Ravalomanana Richard, teny amin’ny fonjan’­ Imerin­tsiatosika, hiakatra fitsarana ao amin’ny ady heloka bevava Anosy, anio, ny tenany, raha tsy hisy ny fiovana. Maro ny vesatra hanenjehana azy, raha ny angom-baovao. Ani­san’izany ny ny fanohintohi­nana ny fiandrianam-panja­kana, firaisana tsikombakomba tamin’ny heloka bevava samihafa, […]

Préparation aux Championnats d’Afrique 2027: Madagascar envoie ses judokas au Kosovo

Hier, à Tsimbazaza, le président de l’Assemblée nationale et de l’Union africaine de judo, Siteny Randrianasoloniaiko, a reçu une délégation conduite par le président de la Fédération malagasy de judo, Bruno-Éric Saïd. La préparation des quatre judokas malgaches en vue du championnat d’Afrique 2027, a été au cœur de la […]

Bras de fer

15 jours, c’est le délai accordé par le mi­nistère des Transports et de la Météorologie ainsi que l’Agence des transports terrestres (ATT) aux transporteurs qui exercent au Fasan’ny karana pour transférer leurs activités à Amoronakona, une gare routière flambant neuve. Cette nouvelle gare routière située sur la RN2 dispose de […]