Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, sokajy U16, zazalahy, ny Ascut Atsinanana ary ny Fandrefiala no teo amin’ny zazavavy. Tontosa ny alahady teo, tany amin’ ny Kianja mitafon’ Amoron’i Mania, ny famaranana teo amin’ity fifaninanam-pirenena ity. Samy nandresy ny ekipan’ ny St Michel avokoa ireto ekipa ireto, nandritra izany. Ho an’ ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Baolina kitra – Amboaran’ny CAF: nindram-bola handehanana any Zambia ny FC Rouge
Na dia ao anaty fahasahiranana aza ny klioba FC Rouge, fantatra fa anio izy ireo no hanainga eto an-tanindrazana, hihazo an’i Zambia. Mbola tsy misy tokotaniny kosa ny fihaonana miverina. Hiala eto an-tanindrazana, etsy Ivato, anio folakandro, hihazo an’i Ndola Zambia, ny delegasionin’ny FC Rouge, hiatrika ny lalao mandroson’ny dingana […]
Vaovao tambatra
Omena fe-potoana 15 andro ireo kaoperativa hiala eny amin’ny toby Fasankarana. Antony, efa ilain’ ny tompon-tany amin’izay ny toerana. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Fitaterana fa efa misokatra ny toby eny Amoronankona, ary efa mihatra ny fifindran’ireo mpitatitra eny. Miaraka amin’ny Antokondraharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT) ny fifindran’ireo mpitatitra. Afaka ny sakana […]
Minisitry ny Varotra: “Miainga avy eny ifotony ny fampandrosoana”
Fanatsarana ny lalana. Nivoitra izany nandritra ny dinika niarahan’ny minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana, Andrimadison Haingotiana, tamin’ireo ben’ny Tanàna ao amin’ny Faritra Vakinankaratra, tao Antanimasaka, ny sabotsy teo. Tafiditra ao anatin’izany ireo kaominina 19, ao amin’ny distrikan’ Ambatolampy. Samy nilaza ny hetahetany avy ireo ben’ ny Tanàna, saingy niraisan’ny […]
Tranombarotra Cosmos: mpanjifa 66 nahazo loka tamin’ny Tombola
Natao ny sabotsy 29 aogositra teo ny fanolorana ny loka ho an’ireo mpanjifa tsara vintana nandray anjara tamin’ny Tombola nokarakarain’ny tranombarotra Cosmos. Nanomboka tamin’ny 8 jona hatramin’ny 19 jolay ny fandraisana anjara ho an’izay nividy entana tao amin’ny tranombarotra Cosmos miisa 22 manerana ny Nosy, ka eto Antananarivo ny 9 […]





