Naneho fiaraha-miory sy fiombonam-po feno ho an’ny fianakavian’ny mpanjaka sy ny governemanta ary ny vahoaka norvezianina ny fitondrana Fanavaozana sy ny vahoaka malagasy noho ny fodiamandrin’ny mpanjaka Harald V. Tamin’ny alalan’ny filohan’ ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël, ny faran’ny herinandro teo, no nanaovany izany . Fantatra tamin’ny fanehoany hatrany […]
Auteur/autrice : Adnews
Ny olona no olana
Lasa adihevitra sy mahabe resaka ny sasany eo amin’ny tontolo politika, amin’izao, ny filazan’ny eo anvon’ny Ceni: zara raha misy 10% ny fandraisana anjaran’ny antoko politika lehibe sy fiarahamonina sivily amin’ny fanentanana sy fanabeazana olom-pirenena hisoratra anarana amin’ny lisitry ny mpifidy. Nefa fanavaozana manontolo no atao. Nefa ireo karazana izany […]
Fanomanana ny fifidianana: hanomboka anio ny dinika fakan-kevitra
Mikarakara dinika fakan-kevitra ho fanomanana ny fifidianana ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblika. Eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, manomboka anio 1 septambra hatramin’ny 8 septambra izao izany. Herinandro hakàna ny hevitr’ireo antoko politika, vondron’antoko, fikambanana sy fiarahamonim-pirenena mpanara-maso fifidianana ary ireo hery velona isan-tsokajiny, izy ity. Hitondrana fanavaozana sy fanatsarana ny fikarakarana fifidianana eto […]
Fampiatoana mpitsaran’ny Pac: ”Tsy mitombina ”, hoy ny sendika (SMM)
Mangataka ny hanafoanana ny didy fampiatoana ny mpitsara telo eo anivon’ny Pac ny sendika. Nambaran’izy ireo fa tsy mitombina ny anton’ny fanapahan-kevitry ny minisitera. Niroso tamin’ny fanadihadiana ny biraon’ny SMM, araka ny fanambaran’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) teny Anosy, omaly. Manoloana ny fampiatoana amin’ny asany ireo mpitsara telo teo […]
Tselatra
Jiolahy telo indray voasambotry ny polisy avy amin’ ny CSP4 Isotry ny zoma 29 aogositra 2026 lasa teo. Nifanehitra tamin’ny polisy nanao fanamiana sivily nanao fisafoana tamin’ny alina izy ireo. Tra- maraina teny Manarintsoa Afovoany ny roa, tratran’ny fokonolona namaky trano teny Antohomadinika, ny harivan’io ny lehilahy iray hafa. Notanana hatao […]





