Auteur/autrice : Adnews

RN6 : Harenina ny tetezana Mahavavy

Mandroso araka ny tokony ho izy ny asa fanarenana ny tetezana Mahavavy, any amin’ny lalam-pirenena faha-6, eo amin’ny PK 568+720. Anisan’ny asa lehibe atao ny fametrahana tetezamby (pont modulaire), hamahana ny olan’ny fifamoivoizana sy ny fivezivezena any an-toerana. Efa vita ny andry (pile), hitaty ny tampon’ny tetezamby. Napetraka ny alatsinainy […]

Tsena Agoa : Mihatra ny haba 15% amin’ny fandefasan’entana any Etazonia

Tsy mbola misy ny vahaolana hitohizan’ny tsena Agoa, tsy andoavana haba amin’ny fanondranana entana any Etazonia. Mitohy kosa ny fifampidinihana eto an-toerana. Tapitra ny 30 septambra teo ny fe-potoana tsy hitataovana hetra sy haba ny entana aondrana any Etazonia, ao anatin’ny tsena Agoa. Nanao fanambarana iombonana ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE), […]

TARATRY ny KANTO

« Fandaharana Soatoavina ». Handeha rahampitso sabotsy indray izy ity, amin’ny 12 ora tolakandro, ao amin’ny fahitalavi-pirenena TVM. Hiompana amin’ny lohahevitra « jijy avy any amin’ny faritra Betsiboka » indray ny fandaharana. Tsiahivina fa mampahafantatra ireo kolontsaina, riba, fomba amam-panao, isam-paritra eto Madagasikara ity fandaharana ity. Rahampitso 4 oktobra no hamarana ny andiam-pampisehoana hataony […]

Fikambanan’ny mpanakanto: Mangataka ny hanokafana ny Kianja 13 mey

Nifamory maika tetsy amin’­ny Kianjan’ny Kanto, Mahamasina, omaly ny mpanakanto. « Andriamatoa Filo­ham-pirenena, ianao no filoha ambonin’ny Tafika. Mijoro izahay artista, izay tsy misy raha tsy ny vahoaka. Nahita ny zavatra nitranga teny an-kianja izahay nialoha izao. Ani­san’ny niadivanao ny fahafahana amin’ny fanehoan-kevitra, mangataka anao manokana izahay, sokafy ho an’ny tanora, […]

Fanabeazana iombonana: Tsy tokony ho zarina sy tezaina amina « fety » ny tanora

Tsikaritra fa manomboka mahazo vahana ny dika vilan’ny « fialamboly ». Tsy tahaka ilay niforonany tany am-piandohana fa nanjary naka endrika « fety ». Fandrebirebena sy famotehana ny hasina maha olona ? Fahiny, raha niala voly vokatry ny asa (nanenona, namboly…) ny Mala­gasy. Nanao izay ahazoany aina sy fahalalana vaovao sy hafa tamin’ny alalan’ireo lalao […]