Navoitran’ireo solontenan’ny mpiasan’ny fahasalamana fa asa masina ny asa fitsaboana ary tanterahina am-pitiavana tanteraka ny adidy sy andraikitra. Mitambatra ao anatin’ireo mpiasan’ny fahasalamana na ny dokotera na ny paramédicaux na ny infirmiera na ny rasazy sy ny mpiasa anaty birao mampihodina ny ara-teknika sy ny fitantanan-draharaha. Mahakasika ny sendikà izay […]
Auteur/autrice : Adnews
Infirmiera sy rasazy mpiasam-panjakana : Saro-pady ny asa fitsaboana sy fanajana ny tandrohasina
Na eo aza ny savorovoro, mijoro manatanteraka ny asa fitsaboana izay andraikiny ny infirmiera sy ny rasazy mpiasam-panjakana. Manaja ny tandrohasina sy ny voady izay nataony amin’ny asa fitsaboana izy ireo. Nitondra fanazavana omaly ny sendika nasionalin’ny infirmiera sy ny mpampivelona miasa amin’ny sehatry ny fanjakana eto Madagasikara Nambaran’izy ireo […]
FANTINA sy FINTINA
Tonga nampahery ny fianakaviana ary naneho ny fiaraha-miory noho ny fodiamandrin’ny depiote Rabenirina Jean Jacques, voafidy tany Betioky, ireo depiote sy ny birao maharitra. Nentina teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny nofo mangatsiakany rehefa avy nentina tao amin’ny FLM Mahalavolona, natrehin’ireo mpanao politika mpanohitra. Anisan’ny nankasitraka ny filoha Rajoelina tamin’ny fanapahan-kevitra […]
KMF/Cnoe : « Ilaina hatsaraina ny rafitra rehetra»
Nanao fanambarana indray ny eo anivon’ny KMF/Cnoe manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Nametraka fitakiana izy ireo tamin’izany. Nambaran’ity fiarahamonim-pirenena ity fa heno matetika eny an-kianja sy hiakan’ireo mpitolona ny rafitra. «Mila hatsaraina mihitsy ny rafitra rehetra ary efa nodradradrain’ny KMF/Cnoe-Fanabeazana olom-pirenena hatrizay», hoy izy ireo, omaly. Nanterin’ny fanambarana fa […]
Teti-panorona
Maty paika ny zava-drehetra, fa ny vahoaka no mora lalaovina? Asa mety ho marina sa ho diso izay fanontaniana mahakasika ny fivoaran’ny raharaha politika, ankehitriny, izay? Raha ny zava-nitranga, omaly, aloha dia misy trangan-javatra maromaro ilana fanadihadiana lalina. Toa misy sokajin-kery maromaro izany any anatin’ny mpidina an-dalambe sy ny […]




