Mihazakazaka ny tsenan’ ny fiara elektrika eto Madagasikara. Tao anatin’ny roa taona, ny Océan Trade sy ny Continental Auto, ao amin’ny Groupe Viseo, no nitondra marika fiara elektrika maro sy be indrindra. «Fiara elektrika 15 no natolotra ny mpanjifa tao anatin’ny iray volana sy tapany», hoy ny tomponandraikitra ara-barotra ao […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Hotanterahina ny 25 septambra ho avy izao ny andro hankalazana ny Ranomasina. Ny lohahevitra entina amin’izany dia ny hoe : “Ny fanasongadinana ny anjara toeran’ny ranomasina sy ny ranomasimbe eo amin’ny toekarena manerantany”. Satria ny 80% ny varotra iraisam-pirenena dia miampita ranomasina avokoa. Mandritra ny 4 andro, hisy ny asa […]
Ady amin’ny fanjonoana Krill : Manohana ny hetsika i Madagasikara
Notanterahina, afakomaly, tao New York, Etazonia, ny fifanakalozan-kevitra lehibe momba ny fanjonoana krill any amin’ ny ranomasina manodidina an’i Antarktika. Ity hetsika ity izay natao tao amin’ny Goals House, Tavern on the Green, ary nokarakarain’ny fikambanana Antarctica Avengers, nahitana mpikaroka avy amin’ny firenena samihafa sy ny mponina any amin’ny fari-dranomasina […]
Tontolo iainana : Hankalazaina miavaka ny « Herinandron’ny VOI »
Andry iankinan’ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary ny VOI. Manoloana ny fandikan-dalàna, havaozina ny lalàna miaro azy ireny. Hotanterahina ny 22 hatramin’ny 28 septambra 2025 izao ny «Herinandron’ny VOI» (Vondrona Olona Ifotony). Manerana ny Nosy ny fankalazana, ka samy hanana ny fandaharam-potoany avy izy ireo. Lohahevitra noraisina amin’ity andiany faharoa […]
INDRAY MIJERY
Nofanina momba ny fanamboarana kiraro ireo tanora 56 ao Mahajanga. Notolorana mari-piofanana izy ireo ho mariky ny fahaiza-manao sy ny ezaka vitany ary hahafahany misehatra avy hatrany amin’ny asa ho anto-pivelomany. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao eo amin’ny sehatry ny asa tanana, ka hanokatra varavarana vaovao ho an’ireo mpiofana amin’ny […]




