Iankinan’ny fampianarana any an-dakilasy ary miantoka ny fivelaran’ny ankizy ny boky ampiasaina any an-tsekoly. Saro-pady ka mila lanjalanjaina tsara ireo karazana boky ampiasaina na vakian’ny ankizy sy hanomezam-pahalalana azy ireo, araka izany. Toraka izany ny boky fampianarana ampiasain’ny mpampianatra hampitana fahalalana. Noho izany indrindra no anaovana ny fanofanana ireo mpanombana […]
Auteur/autrice : Adnews
Faritra Atsinanana : Hamafisina ny fahaizana miatrika loza
Anjaran’ny faritra Atsinanana indray no omena ny toromarika amin’ny fanamafisana ny fahaizana miatrika ny karazana loza voajanahary. Raha ny antontanisa, 61 ireo tranga na sehona andro ratsy toy ny rivodoza sy tondradrano teto Madagasikara, tato anatin’ny 10 taona farany. Nahakasika ny faritra Atsinanana avokoa ny 22 tamin’ireo. 800 ny olona […]
Mpiasan’ny fahasalamana : Mila manaraka fandaminana, tokony hanana fijery miabo
Manoloana ny fifandroritana eo amin’ny mpiasan’ny fahasalamana manao ankolafy, mitondra fanazavana ny avy amin’ny Fiombonan’ny mpiasan’ny fahasalamana Mijoro, izay ahitana mpitsabo sy paramedy ary mpandraharaha. Nolazain’ny Fiombonan’ ny mpiasan’ny fahasalamana fa tsy tokony hodian-tsy hita ny zava-bita amin’ireo fotodrafitrasa ara-pahasalamana izay miorina manerana ny Nosy, toy ny CSB sy ny […]
Diamar : Manameloka ny fampisaraham-bazana ny samy Malagasy
Manoloana ny raharaham-pirenena amin’ izao fotoana, namoaka fanambarana iombonana ireo fikambanana, antoko politika, olom-pirenena tsora sy ireo Malagasy mila ravinahitra any Eoropa mivondron ao amin’ny Diamar, omaly, tany Paris. Voalazan’izy ireo amin’izany fa tsy fitakiana tsotra momba ny fahatapahan-jiro sy rano no voizina’ny mpanohitra amin’ izao fa fikasana hanozongozona fanjakana […]
SOMBIM-BAOVAO
Dingana manaraka ho an’ny Federation sport-boule malagasy (FSBM) ny fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, sokajy olon-telo miaraka vehivavy. Fihaonana hotanterahina any Douaisis, France, ny 9 ka hatramin’ny 12 oktobra ho avy izao. Efa any an-toerana ny ekipam-pirenena malagasy manoman-tena ho amin’izany. Hankafy lalao baolina kitra mahafinaritra indray ny […]




