“Mandeha ny resaka hoe horavana ny Antenimierampirenena. Eo koa ny hoe hoesorina ny mpikamban’nyy birao maharitra. Hita hoe misy karazana depiote amin’izao na teo aloha sy olompirenena mivondrona manangana fikambanana na vovonana.” Io ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Arivonimamo tamin’ny anaran’ny Fivoi, Rajerison Antoine, teny Tsimbazaza, omaly, momba ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Sabatra roa lela
Fihavanana? Tsy misy teny vahiny tena mahadika azy. Iavahan’ny Malagasy, mahasaro-piaro… Hatraiza no tena fahatakarana sy fanajana ary fiainana azy? Indrindra amin’izao hoe fanovana na fanavaozana izao… Zava-dehibe ny nisian’ny fihavanana na filongoa nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana tamin’ny lehiben’ny mpanohitra ary ny kestoran’ny Antenimierampirenena teo aloha, tany Ambovombe, ny faran’ny herinandro […]
Bruno Fuchs : Nandiso ny feo miely fa iraka manokana no anton-diany
Manatanteraka fitsidihana eto Madagasikara, nanomboka tamin’ity herinandro ity, ny delegasionin’ny Antenimierampirenena frantsay. Tarihan’ny filohan’ny kaomisionin’ny raharaham-bahiny eo anivon’ny Antenimierampirenena frantsay, i Bruno Fuchs, izany. Nanatanteraka valandresaka ho an’ny mpanao gazety, teny amin’ny Masoivoho Frantsay, Ambatomena, omaly, ny filohan’ny kaomisionin’ny raharaham-bahiny, eo anivon’ny Antenimierampirenena frantsay, i Bruno Fuchs. Ny anton-diany eto […]





