Nahazoan’ny tambajotra mpanondrana olona mankany Sina vola mitetina 100 tapitrisa Ar tsirairay avy ireo vehivavy lasibatra, araka ny voka-panadihadian’ny polisy eo anivon’ny sampan-draharaha misahana ny fanadihadiana Manokana sy ady amin’ny hosoka ary fanondranana olombelona, afakomaly. Niakatra fampanoavana ny alatsinainy teo, notanana vonjimaika any am-ponja avokoa ireo efatra miandahy mpanondran’olona ho […]
Auteur/autrice : Adnews
Fahafatesana mampiahiahy: Miaramila iray maty voatifitra tao anaty toby
Miaramila iray, avy namita iraka tamin’ny hetsika “Riri 2026” no maty voatifitra tao anaty toby, omaly. Voan’ny bala teo amin’ny tratrany sy teo amin’ny sandriny havia izy. Miaramila telo lahy nahitana porofo mampiahiahy. . Nipoaka tampoka ny basy tao amin’ny toby miaramila « Bataillon Infanterie Ihosy», omaly maraina tamin’ny 3 […]
Atletisma – Mada 2026: Tsy nisy ny zava-bita montsana
Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Alarobia, ny fifaninanam-pirenena taranja atletisma, sokajy rehetra. Tsy nisy ny fe-potoana vaovao montsana saingy nisongadina ireo atleta vao nisondrotra. Teo amin’ny vokatra, norombahin’ny ligin’ Analamanga, ny voalohany ho an’ny fandrombahana ny medaly volamena. Saika nisongadinan’ny atletan’izy ireo avokoa ny ankamaroan’ireo “épreuves” nifaninanana. […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, any Maputo renivohitr’i Mozambique ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ny tapany atsimon’i Afrika, taranja tenisy, sokajy U12 lahy sy vavy. Enina mianadahy ireo hiaro ny voninahi-pirenena ka telo lahy ary telo vavy. Mitarika azy ireo sady kapitenin’ny ekipa malagasy, i Aina Rafolo. Nanapa-kevitra ny filohan’ny UBMT, taranja […]
ASIEF : Tsy mihemotra ny fifaninanam-pirenena
Niravona ny savorovoro niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ireo mpiasam-panjakana mpanao fanatanjahantena, ny amin’ny fifidianana filohan’ny Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Tapaky ny rehetra fa notazomina ny daty hanatontosana ny fifaninanam-pirenena, hotanterahina any Manakara ny 17 – 29 aogositra ho avy izao. Ankoatra izay, haverina ny fifidianana izay […]





