Mitohy, saingy tsy mahoraka intsony ny fisian’ny olona very sy matimaty. Saika isan’andro tsy mifidy ora, fa misy ny ranty sy filazana fa tsy hita, hono, Ranona na hoe hita faty, hono, Ranona. Samy mikombom-bava avokoa ny olom-pirenena. Ny ray aman-dreny lasibatra efa tsy handrenesam-peo. Aleony mangina tsy hanaovana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fivoriamben’ny ONU : Fanamafisana fiaraha-miasa ny fandraisana anjara
Hitondra anjara biriky amin’ny fisarihana fiaraha-miasa sy fampiasam-bola bebe kokoa amin’ireo sehatra laharam-pahamehana eto Madagasikara ireo fifanakalozan-kevitra sy fiaraha-miombon’antoka hotanterahina. Antenaina hitondra tombontsoa ho an’ny vahoaka izany. Hanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ireo firenena mpikambana ny fandraisana anjaran’i Madagasikara. Tarihin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, ny delegasiona amin’ny Fihaonambe […]
23 septambra 2026
Tir en l’air du 23 septembre 2026
Judo – Mondiaux vétérans 2026 : Ivan Randrianjohany éliminé dès les seizièmes à Sarajevo
L’aventure bosnienne s’est achevée prématurément pour le judoka malgache, Ivan Marc Hery Randrianjohany. Engagé hier aux Championnats du monde vétérans 2026 à Sarajevo chez les -81 kg M6, le représentant de Madagascar a vu son parcours prendre fin dès les seizièmes de finale, face à l’Allemand Manfred Stuerz, sur deux […]





