Notanterahina omaly, teny amin’ny foiben-toeran’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam), ny fanaovan-tsonia ny drafitrasa iarahany amin’ny BNGRC mandritra ny taona 2026- 2027. « Raha zohina ny zava-misy, miha mahery vaika ny rivodoza mandalo eto Madagasikara. Mbola mahazo vahana ny haintany any atsimon’ny Nosy ka mamparefo ny tokantrano maro », hoy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanomezana ara-bola mivantana: hiara-kitarika ny CWG ny Pam sy ny Unicef
Sehatra fandefasana vola ho an’ny tokantrano marefo mila tohana sy ireo niharam-boina ny Cash Working Group. Hiara-kitarika izany ny Pam sy ny Unicef, miampy ny BNGRC sy ny minisiteran’ny Mponina. Natao omaly, teny Ankorondrano, ny famindran’ asa fitarihana iombonana sy fitantanana eo amin’ny Unicef sy ny Pam mahakasika ny Cash […]
Nanenjika akoho: lehilahy natelin’ny rano tetsy Ambohimanambola
Namoy ny aina natelin’ny rano ny tovolahy iray, teny akaikin’ny tetezana, kaominina Ambohimanambola, omaly maraina. Nanenjika akoho somary nanamorona ny renirano izy, raha ny voalaza, kanjo nisolifatra tampoka tany anaty rano. “Efa somary mamomamo izy raha ny angom-baovao”, hoy ny fanazavan’ny zandarimaria miasa ao Ambohimanambola. “Lalina ny rano ka nilentika […]
Ambohidratrimo: tovovavy iray hita faty naolana sy nokendaina
Hita faty tetsy Antsahabe, fokontany Tsaramandroso-Namontana, kaominina Anosiala, distrikan’Ambohidratrimo, ny alahady tamin’ny 07 ora maraina teo, ny tovovavy iray 25 taona. Nampandre ny zandarimaria avy amin’ny zana-tobim-paritra Anosiala ny sefo fokontany vao nahita ny tranga. Tsy niandry ela fa nidina ifotony nijery ny zava-misy sy nanao ny fanadihadiana izy ireo […]
Qualifications Wimbledon: Sarah Rakotomanga Rajaonah passe l’obstacle Lee
C’est une entrée en matière pleine de caractère pour Tiantsoa Sarah Rakotomanga Rajaonah sur le gazon londonien. En lice dans le tournoi dans les qualifications de Wimbledon aux côtés de la délégation tricolore qui compte dix rescapés pour ce deuxième tour, la jeune Française de 20 ans, originaire de Madagascar, […]




