Notolorana mari-pankasitrahana sy fanomezana ireo mpianatra mendrika indrindra nandritra ny fanadinam-panjakana 2025-2026, tao amin’ny faritra Atsinanana. Ity farany no nikarakara ny hetsika, ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Ivontoeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena Toamasina. Mpianatra 24 afa-panadinana CEPE, BEPC ary bakalorea avy amin’ireo distrika fito mandrafitra ny faritra Atsinanana no […]
Auteur/autrice : Adnews
CHUJRA, Anosiala, Soavinandriana : Fandidiana saropady momba ny loha sy ny hazondamosina
Hatramin’ny zoma izao ny hetsika « Fandidiana maimaimpoana » tanterahina ao amin’ny CHUJRA, iaraharana amin’ny Association d’aide au développement de la neurochirurgie à Madagascar. Andiany voalohany ny hetsika, iarahana amin’ ny Association d’aide au développement de la neurochirurgie à Madagascar. Ahitana ekipa avy any Frantsa mifarimbona amin’ny ekipan’ ny hopitaly […]
TARATRY ny KANTO
Haseho an-tsehatra ny « Kiala Soa ». Tantara an-tsary mitohy, tsy toy ny teatra klasika mahazatra fa maoderina kokoa izy ity, nosoratan’i Valisoa Ranaivoson. Ao amin’ny Havoria Anosy no hanehoana izany, ny sabotsy 3 oktobra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Endri-tseho tsy mahazatra ka hanentanana ireo liana amin’ny tantara tsangana. Misy […]
« Kardo 2026 » – Russie: Nentin’i Fab’s Brownz nody ny amboara
Maresaka any Russie any, tato ho ato, ny zavakanto malagasy. Taorian’ny « Your generation », lasan’ny Malagasy koa ny laharana voalohany amin’ny fifaninanana rap « Kardo 2026 ». Lasa ihany koa ny mozika an-tanàn-dehibe! Nanakoako ny vaovao fa norombahin’i Fab’s Brownz ny laharana voalohany amin’ny sokajy « rap pro », nandritra ilay fifaninanana « Kardo 2026 », natao […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy maintsy amidin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) ny 50% ny volamena azon’ireo mpandraharaha. Miverina ny fahazoana manondrana any ivelany, ka ny Comptoir de l’Or manana fankatoavana (agréement) irery ihany no manao azy. Tsy maintsy mandalo ao amin’ny Birao tokana ho an’ny fanondranana harena an-kibon’ny tany any ivelany (GUE), kosa ireo […]





