Nahazo vehivavy mpilaravinahitra ny kitra malagasy. Araka ny vaovao voaray, omaly, teo anivon’ny klioba Disciples FC, nahavita sonia fifanarahana amin’ny klioban’ny Northwest Mississipi Community College – NWCC Rangers atsy Etazonia, i Iriko Tsiafoy, vehivavy malagasy mpilalao baolina kitra. Hifaninana ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny Oniversite any Etazonia, “NJCAA Division II […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hifarana rahampitso ny fe-potoana nomen’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), hahafahan’ireo klioba manao fifamindrana mpilalao eto Madagasikara. Raha tsy misy moa ny fiovana farany, efa nilaza ny akamaroan’ireo ekipa sangany eto an-toerana fa tsy haka mpilalao hanatevina azy izy ireo. Anisan’izany ny Disciples FC, ny Fosa Juniors, ny Elgeco Plus, […]
Rugby – XXL Top 12: Hanohitra ny Uscar ny 3FB
Hotanterahina ny alahady 17 mey ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahasivy hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Fihaonana andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny Uscar sy ny 3FB. Hanala vela amin’ny ekipan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ry zareo minisiteran’ny Fahasalamana. Hangotraka ny fihaonana satria […]
Kick Boxing : Fifaninanana iraisam-pirenena roa no miandry ny federasionina
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sy ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany i Madagasikara amin’ity taona ity, eo amin’ny taranja kick boxing. Efa miomana amin’izany ny federasionina. Tsy niandry ela fa vantany vao lany, ny herinandro lasa teo, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny kick boxing dia efa nanatona ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hamafisina ny fiarovana ny Valanjavaboahary Menabe Antimena (Apma). Tonga tany Beroboka, distrikan’i Belo Tsiribihina, ny tomponandraiki-panjakana rehetra, niaraka tamin’ireo fikambanana miaro ny tontolo iainana any an-toerana. Nohazavaina ny faritra misy ny tanin’i Deholme, ny faritry ny Ala Fady sy ny hafa tamin’ny alalan’ny fanehoana ny sarintany mamaritra azy ireo avy. […]




