Taorian’ny fahombiazan’ireo hetsika roa voalohany, « Salon international des acteurs économiques » (SIAE), hivelatra kokoa amin’ny fampihaonana ireo mpandraharaha ny hetsika andiany fahatelo izay hanomboka ny alarobia izao, eny amin’ny Canal Olympia Andohatapenaka. Hiavaka tanteraka ny ranty iraisam-pirenena momba ireo mpisehatra ara-toekarena (SIAE) amin’ity andiany fahatelo ity. Hivelatra kokoa amin’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Ladoany: Ampiasaina ny E-Tariff Tool
Mampihatra ny fandoavan-ketra amin’ny internet ny fitantanana foibe ny fadintseranana, amin’ny alalan’ny E-Tariff Tool. Manohana ny fanatanterahana azy ny Fikambanana iraisam-pirenena mahakasika ny ladoany (OMD). Azo ampiasain’ny besinimaro ity fitaovana ity, mamaritra ny saran’ny haban-tseranana tokony haloany, amin’ny fomba haingana sy mahomby. Nomen’ny OMD alalana ny fametrahana azy eto Madagasikara […]
Fambolena: tetikasa hanatsarana ny vary
Nampahafantarina ny 31 mey sy ny 1 jona teo, tany Manakara, ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny tetikasa Defis sy ny tetikasa Africa Rice. Tanjona ny hanatsarana ny kalitaon’ny fambolem-bary, hampiakarana ny tahan’ny vokatra. Misy ny fiaraha-miasa amin’ny Fofifa, ny CFFAMMA ary ny SOC, hanatsarana i lalam-pihariana io. Miainga any amin’ny fikarohana […]
Tetikasa Produir: ahitana singa firaka ny lakandrano C3
Ataon’ny mponina fanariam-pako samihafa ny lakandrano C3. Anisan’izany ny akora simika sy mekanika, izay tena ahitana firaka ka miantraika amin’ny fahasalamana. Nisy fanadihadiana ara-tsimika sy fizika natao ny fotaka tamin’ny lakandrano C3, ny taona 2017, nialoha ny fanatanterahana ny Tetikasa fampandrosoana ny tanàn-dehibe ho an’Antananarivo (Produir). Anisan’izany ny singa metaly […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa nanomboka ny faran’ny herinandro teo, tany Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Basikety, « N1A Zone Est ». Mitarika eo amin’ny laharana voalohany ny ekipan’ny zandary, GNBC Analamanga, ho an’ny vehivavy. Raha ny COSPN Analamanga kosa ny an’ny lehilahy. Nigadona omaly, any Johannesburg, i Loic Lapoussin, Malagasy mpilalao mandrafitra […]





