Tontosa teny amin’ny “piste” Arivonimamo, ny alahady lasa teo, ny dingana faharoa amin’ny fifaninanam-pirenena, taranja Run. Fifaninanana nokarakarain’ny klioba Ama. Nisongadina ny zava-bitan-dRatsivahiny Brayan, nitondra ny fiara Peugeot 205. Nanao pao-droa ny tovolahy izay tompondaka teo amin’ny SR2 sy ny sokajy zandriny. Ankoatra izay, nahavita nanatsara ny fe-potoana ihany koa […]
Auteur/autrice : Adnews
Handball : nodimandry ny Me Célestin
Misaona ny tontolon’ny handball malagasy. Nindaosin’ny fahafatesana, omaly, i Tsaradia Célestin, sady mpanazatra no nanangana ary filohan’ny klioba HBCA Analamanga. Nitarika ny fahafatesany ny aretina nahazo azy fotoana naharitra. Olona tena niaina sy nandany ny androny tao anatin’ny fanatanjahantena, indrindra ny taranja handball, Itompokolahy. Efa nanazatra ny ekipan’ny ASC Aro […]
Karate – Fifaninanana Afrika Atsinanana : ho avy anio i Comores sy i Maurice ary i Djibouti
Handray ny fifanintsanan’i Afrika Atsinanana, amin’ny taranja karate-do i Madagasikara, amin’ity volana jona ity. Ho avy eto an-toerena avokoa ireo mpandray anjara amin’izany manomboka anio sy rahampitso. Hotanterahina eto Madagasikara, ny 6 – 9 jona ho avy io, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, tapany atsinanana, taranja karate. Araka ny […]
TARATRY ny KANTO
I Toky no mpihira vaovaon’ny tarika Mage 4. Sahirana tokoa tamin’ny fisafidianana izay handimby an’i Ken ireo mpikambana. Na dia samy manan-talenta avokoa aza ireo mpifaninana, nironan’ny safidy i Toky, izay zandrin’i Anthony Pazzapa. Tsy vaovao aminy ny hiran’ny Mage 4 sy ny gadona rock. Manana feo miavaka ihany koa […]
“Iray volan’ny teny Malagasy”: hisy fifaninanam-pirenena ho an’ny literatiora 2024
Sokajy telo no hifaninanana amin’ity taona ity. Entanina ireo mpanoratra, na efa fanta-daza na tsia, mba handray anjara amin’ny “Fifaninanam-pirenena ho an’ny literatiora” 2024. “Ady amin’ny fanolanana eto Madagasikara”. “Fandrindrana fiainam-pianakaviana”. Ireo ny lohahevitra iompanan’ny “Fifaninanam-pirenena ho an’ny literatiora”, amin’ity taona ity. Nivoaka omaly ny andinindinin’ny fifaninanana, raha toa ka […]





