Nosamborin’ny zandarimaria ny roa lahy nahatrarana rongony mahery vaika, «méthamphétamine», tao Ambohimiandrisoa, Antsirabe, ny 25 mey teo. Tsy tapaka mpividy, nanaitra ny manodidina ny fihetsiky ny lehilahy iray. Nampandre ny mpitandro filaminana ny tsara sitrapo fa mivarotra karazan-java-mahadomelina mahery vaika anisan’ny manimba tanora eo amin’ny tanàna ilay tovolahy. Nisava ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mpiasa voaroaka ny iray: efa-dahy nandroba tranombarotra voasambotra
Jiolahy nisaron-tava nanafika tranombarotra tao amina tokantrano iray tao Ambohidratrimo, ny 19 mey teo. Mpiasa taloha efa voaroaka no tompon’antoka. Nanafin’endrika tamin’ny alalan’ny saron-tava, jiolahy mirahalahy nanafika tranombarotra iray tao amin’ny fokontany Ambovo, kaominina Ambohidratrimo, ny 19 mey teo. Mivarotra kojakoja madinika ilain’ny mponina andavanandro ireo lasibatra. Niditra an-keriny tao […]
FANTINA sy FINTINA
Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-pianianana sy fandraisam-pahefan’ny filoham-pirenen’ny Nosy Kaomoro, i Azali Assoumani, tao amin’ny kianjan’i Malouzini, ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny 26 mey lasa teo. Fe-potoam-piasana fahatelo izay nandraisany fahefana izay. Anisan’ny nanatrika ny fianianan’ny filoha Rajoelina teto Antananarivo izy, tamin’ny 16 desambra 2023. Mandray anjara amin’ny fanaraha-maso […]
Jeneraly Ravalomanana Richard : “Tsy misy korontana atahorana”
“Tsy misy korontana atahorana izany eto, fa mifanohitra tamin’ny taon-dasa”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny jeneraly Ravalomanana Richard , teny Anosikely, ny faran’ny herinandro. Taorian’ny fihaonany tamin’ireo iraka manokan’ny SADC izay hanara-maso ny fifidianana depiote eto Madagasikara no nanambarany izany. Tsy vao noforonina ny lalàna fa ny efa taloha no […]
Nanao vy very ny ainy
Rahampitso no higadona ny daty malaza! Hanamarika indray ny zotra politikan’ny firenena malagasy. Hotanterahina manerana ny Nosy ny fifidianana izay ho solombavambahoaka, handrafitra ny Antenimierampirenena. Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fampielezan-kevitra. Vitsy ny rahonakely nandalo, tahaka ny nahafaty ny kandidà iray ireny, ohatra. Taratry ny “Demokrasia malagasy” avokoa ireny, taratry […]





