Nandiso ny naoty fanerena ny mpiasam-panjakana hanatrika ny matso eny Mahamasina ny minisitry Seresera sy ny kolontsaina, Gascar Fenosoa. « Tsy marina velively ary tsy avy amin’ny fitondram-panjakana iny naoty iny. Ireo efa naloan’ny vahoaka no mivoy izany mba hankahalana ny fitondrana mijoro sy ny tenako minisitra », hoy izy. Nankalaza ny […]
Auteur/autrice : Adnews
HCC : Vita fianianana ireo mpanolotsaina avo vaovao
Vita fianianana tamin’ny fotoam-pitsarana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC), Ambohidahy, omaly, ireo mpanolotsaina avo roa vaovao, izay vao nofidian’ny Antenimierampirenena. Tsy iza fa Vazison Honoré sy Razafindramasy Faralahy Célestin, izay mpandimby toerana an’ireo roa vao nametra-pialana tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo. Tamin’ny fianianana, nanolo-tena hanatanteraka antsakany sy andavany […]
Fandriana fahalemana
Tsy misy tanàna tsy itrangana tsy fandriampahalemana na asan-jiolahy; eny, na amin’ izay firenena faran’izay mandroso aza. Na izany aza, mila mahazo antoka ny olom-pirenena fa misy ny fiarovana azy sy ny fananany. Eo ny hoe tsy misy fampandrosoana, raha tsy misy fandriampahalemana. Tsy azo lavina koa, tsy misy […]
Depiote Randrianasolo Jean Nicolas: « Aza resahina intsony fa tsy nisy fanonganam-panjakana teto »
Nitondra fanazavana momba ny fahitany ny zava-misy eto amin’ny firenena ny depiote voafidy tao Betroka, Randrianasolo Jean Nicolas. Nohamafisiny nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, teny Antaninarenina, fa tsy nisy fanonganam-panjakana mihitsy teto, ka aza resahina intsony izany. Mifamahofaho ny zava-misy eto amin’ny firenena satria mbola misy ireo tsy […]




