Auteur/autrice : Adnews

Théo Rakotovao: “Vola”, rakikira hamaritra ny taona 2024

Vaovao nanahaka ny taona. Vao nigadona ny 2024, nampahalala ny vokatra vaovaony i Théo Rakotovao. “Vola”, rakikirany fahatelo, navoakan’ity mpanakanto ity . Azo jifaina avy hatrany amin’ny alalan’ny “streaming”, amin’ireo fanjifana mozika maneran-tany, toy ny “Spo­tify”, “apple Music”, “You­Tube”, sns, ity rakikira tsinjarain’ny Distrokid ity. Mirakitra hira vaovao 12 ny […]

« La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao » : hetsika hanehoana ny maha izy azy ny tany

Mandray anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana ny haikanto. Hita taratra izany amin’ny ranty, « La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao », hitaomana ny olona ho tomponandraikitra amin’ny tany. Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny sa­botsy, teny amin’ny Hakanto Contemporary, An­kadimbahoaka, ny fampirantiana «La Nouvelle Terre, Ilay Tany vaovao». Aharitra hatramin’ny […]

Hira fahiny : mitahiry soatoavina sy kolontsaina malagasy

Mbola maro mpan­kafy sy be mpitady ny hi­ran’ny omaly sy ny kalon’ny fahiny, ankehitriny. Anisan’ny mitahiry ny kolontsaina malagasy izy ireny, hoy ny mpanakanto. Mizara roa lehibe ny fahitan’ny mpanakanto mamelona ny hiran’ny omaly sy ny kalon’ny fahiny eto Madagasikara, ankehitriny. Voalohany, zava-dehibe ny soatoavina ao anatin’ny hira. Manana anjara […]

FANTINA sy FINTINA

Mbola vao antontan-taratasy telo ihany amin’ ireo mitady toeran’ny minisitra no voaray eny Ambohitsorohitra, ny faran’ny herinandro teo. Voalaza fa solontenan’ny kandidà miisa roa tamin’ny fifidianana teo ny sasany amin’ireo, araka ny loharanom-baovao. Mety hatao eo anelanelan’ny marsa sy jona ny fifidianana depiote, araka ny nambaran’ny Ceni, ny mpampakateny, i […]