Nanome fiofanana ho an’ny mpanazatra avy amin’ny firenena 4 (Maorisy, Seychelles, Kaomoro ary Madagasikara) ny manampahaizana avy amin’ny FIBA, Uariachi Naoufal, ny fiandohan’ity volana desambra ity. Fiofanana natao tany Maorisy, nandritra ny 7 andro. Mpiofana mpanazatra 14 mianadahy no nanaraka izany ka Malagasy ny roa amin’izy ireo. Nisy ny fanadinana […]
Auteur/autrice : Adnews
AJS Mada Tsiadana: miisa 70 mahery ireo ankizy nanatrika ny « get into rugby »
Notanterahina ny alahady 24 desambra lasa teo, teny amin’ny kianjan’ny Oniversite Ankatso, ny fankalazana ny fahadimy taona nijoroan’ny Association des jeunes sportifs (AJS) Mada Tsiadana. Miisa 70 mahery teo ireo ankizy, lahy sy vavy, tonga nanatrika ny hetsika “get into rugby”, teny an-toerana. Marihina fa avy amin’ny sekoly rugby miisa […]
Ampahibe: nifampizara fifaliana tamin’ny ankizy ny MDN
Vavaka no nanombohana ny fotoana, narahin’ny fampisehoana nataon’ireo ankizy sy ny fandraisan’anjaran’ireo tomponandraikitra ambony eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, teny Ampahibe. Lanonana notarihin’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa. Nisy ny fifampizaran’ny MDN hafaliana tamin’ireo ankizy sy ireo mpiara-miasa aminy rehetra ka nanolorany teny firariantsoa ho an’ny Noely sy […]
Governemanta vaovao Mety hitranga ny tsy ampoizina
Hanao ahoana ny governemanta vaovao? Voalazan’ny And. 54 amin’ny Lalàmpanorenana fa ny filohan’ny Repoblika no manendry ny Praiminisitra araka ny tolotry ny antoko na vondrona antoko maro an’isa ao amin’ny Antenimierampirenena. Azo heverina izay fanoloran’ny depiote maro an’isa anarana hanendren’ny filohan’ny Repoblika izay ho Praiminisitra. Miova ny fenitra sy ny […]
Ady amin’ny kolikoly: olana ny toe-tsaina sy ny fisian’ny tsy maty manota, hoy i Hanitrantenaina
Nitondra fanazavana mahakasika ny tontolon’ny kolikoly eto Madagasikara i Hanitrantenaina Fanoboha, mpitsara sy mpisehatra amin’ny ady amin’ny kolikoly ary maintimolalin’ny fandaharanasa Yali-RLC Dakar. Olana amin’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara ny toe-tsaina. Zatra kolikoly ny olona. Io no hevitr’ i Hanitrantenaina Fanoboha, mpitsara sy mpisehatra amin’ny ady amin’ny kolikoly. Tsy dia […]





