Tontosa, ny sabotsy teo, teny amin’ny foiben-toeran’ny Miozolomanina Ahmadiyya Andavamamba, ny fihaonambe fanao isan-taona faha-17 na « Jalsa Salana » 2023. Nisy ny fotoam-pivavahana niarahan’ireo mpino silamo Ahmadiyya rehetra narahina fampianarana sy fanamafisana hatrany ny firahalahiana eo amin’ny samy mpikambana. Araka ny fanazavan’ny misionera, Ahmed Mudassir, ny rafitra ny “Jalsa Salana” dia […]
Auteur/autrice : Adnews
Orange Summer challenge : nisongadina ny BrAI hanampy ireo sahirana amin’ny fahitana
Nahafahan’ny tanora 24, avy amin’ny lalam-piofanana samihafa, niaraka namolavola tetikasa manampy ny mpiara-belona ny “Orange Summer challenge 2023” amin’ny alalan’ny “Artificial intelligence of things”. 657 ireo tanora nisoratra anarana hifaninana amin’ny tetikasa “Orange Summer Challenge 2023”, telo volana lasa. 24 ireo naharesy lahatra ny mpitsara ka navondrona amin’ny ekipa efatra. […]
Rugby « Lalao Olympika 2024 »: laharana fahadimy i Madagasikara
Nifarana omaly ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Lalao Olympika 2024”, taranja Rugby lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy, izay natao tany Tunisie. Nipetraka teo amin’ny laharana fahadimy i Madagasikara, rehefa nandavo ny mpilalaon’i Tunisie, mpampiatrano tamin’ny isa 25 no ho 5. Marihina fa nahazo fandresena telo tamin’ireo lalao dimy natao ny […]
Fiba 3×3 World Tour Shanghai: laharana fahatelo i Madagasikara
Tsara ny vokatra ho an’ny ekipa solontena malagasy “Antananarivo”, nandritra ny fifaninanana “Fiba 3×3 World Tour”, natao tany Shanghai, ny faran’ny herinandro teo. Dingana lehibe no vitan’i Elly, i Arnol, i Ricky ary i Livio, nanoloana ireo ekipa goavana sy kalaza maneran-tany. Laharana fahatelo no misy an’i Madagasikara, taorian’ny lalao […]
Baolina kitra: lany ho filohan’ny FMF Andriamanampisoa Alfred
Hitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), mandritra ny taom-piasana manaraka, Andriamanampisoa Alfred. Ligim-paritra 14 nanome fitokisana azy hitondra izany mandritra ny efa-taona. Tontosa soa aman-tsara, tetsy amin’ny Novotel Ivandry, ny sabotsy 14 oktobra lasa teo, ny fivoriambe nifidianana izay ho mpitantana ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), ho an’ny […]




