Auteur/autrice : Adnews

Zotram-pifidianana : Manara-maso ny tohin’ny fakan-kevitra ny ONU-UA

Noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana ny Repo­blika, ny Kly Randria­nirina Michaël, teny Iavoloha, afakomaly, ny solontenan’ny Vondrona afrikanina (UA), Mohamed Idriss Farah sy ny avy amin’ny Firenena mikambana (ONU). Nifantoka tamin’ny toe-draharaham-pirenena ny fiha­onana ka anisan’izany ny momba ny fizotry ny dinika fakan-kevitra natao teny Ia­voloha, nanomboka ny 1 hatramin’ny 8 septambra […]

Boeny: Miofana ireo mpisehatra amin’ny dihy

Manana mpandihy manan-talenta ny ao Boeny. Tsy ampy anefa ny talenta fotsiny fa tsy maintsy tovanana traikefa izany. Antony hanomezana fiofanana ireo tanora mpisehatra amin’ ny dihy, mandritra ny hadimiana izany, ao amin’ny efitrano « Akory lahaly », Tranoben’ny kolontsaina sy ny serasera Mahajanga. Mitarika izany Ratovonirina Falihery, mpampiofana avy ao amin’ny […]

« Fibata » : Rakikira iarahan’i Tefi sy Bob Tobias

Efa heno siosio teny foana… nohamafisin’i Bob Tobias sy i Tefi ny fidiran’izy ireo anatin’ny tontolon’ny mozika indray, ankoatra ny hatsikana. «Fibata ». Io no lohatenin’ilay rakikira vao navoakan’i Bob Tobias sy i Tefi. Efa fotoana elaela no nampandrenesan-dry zalahy ireo mpanaraka azy anaty tambajotran-tserasera fa omaly kosa vao nampahafantarina tamin’ny […]

INDRAY MIJERY

Mpianatra miisa 550 ao amin’ny EPP Anko­rondrano no nisitraka fitaovam-pianarana avy amin’ny Fondation Viseo, tamin’ity herinandro ity. Nisy ihany koa ny fanentanana ireo ankizy momba ny aro loza amin’ny fifamoivoizana, fampahafantarana azy ireo ny tokony hatao sy ny fitandremana rehefa eny an-dalambe. Natomboka ny talata teo, teny Anosy, ny fankalazana […]

Fondation Axian-Morombe : Notokanana ny sekoly faha-250

Tamin’ity herinandro ity, nitokana ny sekoly faha-250 naoriny ny Fondation Axian, tao amin’ny EPP Ambahikily, ao Morombe. Fiaraha-miasa amin’ny United World School (UWS) no nahavitana ny efitrano fianarana telo ho an’ny ambaratonga fototra sy efi­trano telo ho an’ny garabola. Misy trano fidiovana, toerana fanasan-tanana ary kianja filalaovana koa ao. Trano […]