Tanàna Orange faha-28 ny ao amin’ny kaominina Ambatoasana Centre, distrikan’i Soavinandriana, faritra Itasy. Nahazo fotodrafitrasa sosialy maro avy amin’ny tohana nentin’ny Orange solidarité Madagascar ny tanàna ary notokanana ny faran’ny herinandro teo tany an-toerana. Nampiana ny CSB I ary nasiana toeram-pivoahana sy fidiovana ihany koa. Nahazo fitaovana avy amin’ny mpiray […]
Auteur/autrice : Adnews
Ivato Seranana : notokanana ny tanàna vaovao “Lake Village”
Tanàna vaovao taratry ny fivoarana eny Ivato ny “Lake Village”. Ireo tsara vintana amin’ny antsapaka no hisitraka azy ireo. Notokanana ny sabotsy teo ny “Lake Village” Ivato na ny tanàna vaovao misy ireo building 9, misy rihana maro etsy amin’ny kaominina Ivato. Amin’ny alalan’ ny antsapaka no hahazoan’ ireo mpisitraka […]
Rugby Mondial 2023 ; lavon ‘i France i Nouvelle-Zélande
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo, tao amin’ny Stade de France ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja Rugby, lehilahy. Tsara fanombohana ny ekipam-pirenena frantsay XV bleus, lavon’izy ireo tamin’ny isa 27 no ho 13 ny All Blacks Nouvelle-Zélande. Raha ho fintinina ny fihaonan’ny roa tonta, roa minitra […]
Rugby – Lalao fihantsiana: resin’i La Réunion ny Makis de Madagascar
Ho fanamarihana ny fanombohan’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby, tanterahina any Frantsa, nisy ny lalao fihantsiana nokarakarain’ny Comité rugby réunion. Fihaonana, natao tao amin’ny Stade Julius Bénard, tao St Paul La Réunion, ny zoma lasa teo. Nifandona ny XV Makis sy ny ekipa voafantin’i La Réunion. Afa-bela ry […]
Rugby – JOI 2024: ho any Zimbabwe ny Makis à 7
Taorian’ny lalaon’ny Nosy 2023, izay natao teto amintsika, ny 25 aogositra – 3 septambra lasa teo, hiatrika ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao olympika Paris 2024, amin’ny taranja Rugby lalaovin’olona fito, ny Makis. Araka ny fanazavana nomen-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, omaly, teny Ivandry, ny 13 septambra ho […]




