Nigadona teny Ivato, omaly tamin’ny 2 ora tolakandro, ny delegasiona malagasin’ny taranja “Haltérophilie”. Avy niatrika ny “Mondial” natao tany Riyad Arabia Saodita izy ireo. «Ny hahazoana medaly any amin’ny lalao olympika (JOI 2024) izay atao any Paris, ny taona 2024 no tanjona ho ahy», hoy Randafiarison Rosina, vehivavy malagasy mpibata […]
Auteur/autrice : Adnews
Sombim-baovao
Taorian’ny faharesen’i Allemagne tamin’ny isa 1 no ho 4, nanoloana an’i Japon, ny sabotsy lasa teo, nandritra ny lalao ara-pirahalahiana, taranja baolina kitra, dia voaroaka tsy hanazatra an’i Mannschaft i Hansi Flick, Alema mpanazatra. Araka ny vaovao voaray, Rudy Voller no manolo ny toerany, araka izany. Tsiahivina fa noho ireo […]
Handball – «Can junior 2023»: resy intelo ny Akio de Madagascar
Tsy mbola nahita mangirana mihitsy ny Akio de Madagascar, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2023), taranja handball, sokajy “junior”, vehivavy. Fihaonana, tanterahina any Monastir Tunisie, nanomboka ny 7 septambra lasa teo. Resy hatrany ny tovovavy malagasy, tamin’ireo lalao telo natrehiny, tao amin’ny vondrona “B” nisy azy. Ny […]
Kitra: Tapitra ny fitantanan’ny Me Rôrô ny Barea de Madagascar
Nifarana, ny alakamisy 7 septambra lasa teo, ny maha mpanazatra ny Barea de Madagascar an-dRakotondrabe Romual Felix (Rôrô). Miandry izay hisolo azy ny rehtra. Betsaka ny fanehoan-kevitra miseholany mahakasika ity fahataperan’ny fifanarahana aminy ity. Araka ny vaovao voaray, nifarana tamin’ny lalao nikatrohana tamin’ny Palancas Negras-n’i Angola, natao ny alakamisy 7 […]
TARATRY ny KANTO
Tontolon’ny teatra. Nodimandry i Fredy. Vitsy ny mpilalao tahaka an’i Fredy. Hoy ireo mpankafy : « tena nahay nilalao i Fredy. Nanana fahazotoana nampiaiky ny rehetra teo amin’ny filalaovana teatra ». Saika milalao fototra hatrany izy tamin’ireo anjara notanany. Fantatra fa efa nilalao teatra tamin’ ny tropy Nelson Rasamimanana sy tropy Orimbato. Hisy […]




