Auteur/autrice : Adnews

Samoela, Rah-Chiky, Princio : nifampizara sehatra ny andrarezin’ny Vazo miteny

Notanterahina omaly tolakandro, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana, « Revy sy Vazo milay », niarahana tamin’i Princio sy Rah-Chiky ary Samoela. Vazo miteny maroloko no nameno ny sehatra, araka ny nampanantenain’ireto mpanakanto ireto. Nampiavaka ny fampisehoana ny fampiaraham-peon’ireto andrarezin’ny Vazo miteny eto Madagasikara ireto. Afa-po ny mpankafy ary manantena ny seho sahala amin’ireny […]

Fampisehoana Mage 4 : hipoka tanteraka ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena

Tafahaona teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny tia sy ny manina, omaly. Samy faly tokoa, ary niaraka nankafy indray ny hiran’ny tarika Mage 4, ireo mpankafy maro. Tontosa omaly tolakandro, teny amin’ny Lapan’ ny kolontsaina sy ny fa­natanjahantena Mahamasina, ny fampisehoana goavana niarahana tamin’ny tarika Mage 4. […]

Lalam-pirenena faha-44: Vita ny veliranon’ny filoha Rajoelina Andry, faly ny mponin’Alaotra Mangoro

Afa-trosa ! vita ny veliranon’ny filoha Rajoelina Andry tamin’ny vahoakan’ny faritra Alaotra Man­goro. Foto­dra­­­fi­trasa maro no no­tokanana ta­min’ny sabotsy, tao Moramanga sy Ambatondraza­ka. Tetezana, biraon’ny kaomisaria, orinasa madinika, toby mamokatra herinatra mandeha amin’ny masoandro, sy kianja manara-penitra, ary ny lalam-pirenena faha-44. Ireo no fotodrafitrasa notokanan’ny kandidà Ra­joelina Andry, izay vao nahavita […]

FANTINA sy FINTINA

Hatao anio, eny amin’ny Ceni Alarobia, ny antsapaka amin’ny laharan’ny kandidà, anaty biletà tokana. Ho avy eny an-toerana hanatrika izany ireo kandidà miisa 13 na ny solontenany. Nampanantena ny mangarahara ny eo anivon’ny Ceni amin’izany. Hatonta any ivelany miaraka amin’ireo kojakojam- pifidianana izany rehefa vita. Voatendry ho loholona ny Jly […]