Auteur/autrice : Adnews

Famoriam-bahoaka : nohelohin’ny HVM ny sakantsakan’ny mpitandro filaminana

“Tsy izahay irery no efa niharan’izany fa ireo kandidà sy mpanao politika. Niharan’ ny sakantsakana nataon’ny zandary izahay na efa nahazoana alalana aza ny famoriam-bahoaka anaty efitrano nataonay”, hoy ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, omaly. Notsiahiviny ny tranga niseho tany Van­gaindrano sy ny tany Ampa­nefena. Nante­riny fa voahitsakitsaka ny […]

Vahoaka tompon’ ny teny farany

Hatramin’izao, misy hatrany ny mpisehatra politika miady fifampidinihana, fiaraha-mitantana, fitondrana Tetezamita… Mandeha amin’izany ny famendrofendroana ny mety hisian’ ny korontana politika mialoha sy mandritra na aorian’ny fifidianana. Misy tonga amin’ny fihantsiana aza, na fandrahonana hidina an-dalambe rehefa tsy araka izay iheverany azy ny raharaha na izay atao. Tsy ilaozan’izay fitompoan-teny […]

Depiote R. Brunelle : “Fotoana izao hanovana ny fomba fanao”

“Lesona ho an’ny rehetra iny. Fotoana izao hanovana ny fomba fanao sy ny fomba fa­mindra”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Ra­za­fintsiandraofa Jean Bru­nelle, manoloana ny raharahan’ny ta­len’ny kabinetra teo aloha, eo anivon’ny fiadidiana ny Repob­li­ka. Mba hatoky sy ho marin-toerana ny vahiny mpampiasa vola eto. Afa-mitaky zavatra matotra sy […]

Masoivohon’i Inde: «Miahy ny firenena mitovy aminay izahay …»

Tontosa ny 15 aogositra 2023, teny amin’ny masoivo­hon’i Inde eto Madagasikara, ny lanonana fankalazana ny faha-76 taona nahazoany fa­haleovantena. Olom-panjakana maro avy amin’ny fitondrana malagasy no tonga nanotrona ny lanonana. Tanatin’ny lahatenin’i Bandaru Wilson­ba­bu, ma­so­ivohon’ity firenena ity eto Madagasikara no nanambarany fa “miahy ny amin’ny hoa­vin’ny firenena andalam-pandrosoana izy ireo, […]