Nifarana omaly, ny hetsika fanaovam-baksiny miaro amin’ ny aretina poliomelita eto amintsika izay nanomboka ny talata lasa teo. 18 tapitrisa ny isan’ny olona (ankizy sy lehibe) heverina hisitraka ny vaksiny ho an’ny faritra efatra iantefany: Analamanga, Vakinankaratra, Atsimo Andrefana ary Alaotra Mangoro. Nosafidiana manokana ireo faritra ireo aloha satria nisongadina […]
Auteur/autrice : Adnews
VIH/Sida: Loza mitatao ho an’ireo mpitsindrona zava-mahadomelina
Mahazo vahana eo amin’ny fiarahamonina malagasy ankehitriny ny fampiasana ny zava-mahadomelina atsindrona (UDI), indrindra eo amin’ny adolantsento sy ny tanora. Ireo mpampiasa ny zava-mahadomelina atsindrona anefa dia tafiditra ho anisan’ny vondron’olona marefo izay mora ifindran’ny VIH/Sida. Ny herinandro teo, nisy ny atrikasa fanetsehana ny vaomera teknika mandrindra ny fampiharana ny […]
Dr Razakanaivo Malala CHUJRA: mamely ny vehivavy ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza
Mampivarahontsana raha vao resaka homamiadana. Anisan’ny lasibatra ny vehivavy amin’ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza. Mila manao fitiliana mialoha. Anisan’ny aretina faharoa mpitranga ao amin’ny sampam-pitsaboana momba ny homamiadana eo amin’ny CHUJRA ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza, raha ny resaka nataon’ny dokotera manam-pahaizana, Razakanaivo Malala. Fiovan’ireo sela miainga ao amin’ny vozon’ny tranon-jaza ka […]
Madagasikara-Burundi ary Djibouti: nifampizara traikefa momba ny fanabeazana
Ho fanatsarana ny fanabeazana fototra, nivory niaraka teto Madagasikara, nandritra ny dimy andro ny tomponandraikitry ny fampianarana malagasy sy avy any Burundi ary Djibouti. Telo amin’ireo firenena sahirana 90 tohanan’ny « Partenariat mondial pour l’éducation (PME) » ireo ka hametraka rafi-pampianarana mahomby ahazoan’ny ankizilahy sy vavy misitraka fanabeazana manana kalitao. […]
Orange Solidarité : efitrano sekoly 44 ravan’ny rivodoza nohavaozina
Nohavaozin’ny Orange solidarité Madagascar ny sekoly 10 rava nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai, ny taona 2022, tao amin’ny distrikan’i Manakara sy i Mananjary. Vokatr’izay, afaka manohy fianarana milamina ny mpianatra 4 000 satria afa-miasa indray ireo fotodrafitrasa ireo. Ankoatra izay, lasa sekoly niomerika ny efatra amin’ireo 10 nohavaozina, tetikasa iarahana […]




