Auteur/autrice : Adnews

Famerenana fifidianana : “Miankina amin’ny finiavan’ny fanjakana”

“Tsy ny Kaominina Anta­nanarivo Renivohitra ihany no haverina ny fifidianana, fa misy maromaro. Miankina ny finiavana sy ny fahafaha-manaon’ny fanjakana io.” Izay ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabea­zana olom-pirenena, i Name­arison Robert, tany Moron­dava, ny faran’ny herinandro teo, ny amin’ny famerenana fifidianana kaominaly amin’ny ampahany. Raha ny fanazavan’ny Ceni, tsy […]

Mila lamina

  Tsy hita be ihany ny toe-draharaham-pirenena amin’izao? Misy ny fahabangan’ny andrimpanjakana toy ny goverenemanta sy ny Ceni. Misy ny mangitakitaka, fa ao koa ny mibitaka fa mirangorango seza. Sitrany ahay akalana. Fandaminana ho aminn’ny fanavaozana na fanovana izany? Taotrano tsy vita indray andro na efan’ny irery. Vao mainka ny […]

Depiote Randrianasolo Nicolas : “Azo atao ny mitsikera fa tsy miteniteny foana…”

Naneho ny heviny momba ny fahitany ny raharaham-pirenena ny depiote Randrianasolo Nicolas. Azon’ny mpanao politika atao ny mitsikera. Tsy tokony hiteniteny foana kosa anefa momba ireny dian’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël, tany ivelany ireny. “Sarotra ho ahy ny hangina manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena, indrindra ny fa­nenjehana […]

TSELATRA

Vehivavy roa efa renim-pianakaviana tra-tehaky ny mpitandro filaminana nangarom-paosy teny Anatihazo Isotry, ny marain’ny alakamisy 12 marsa lasa teo. Miandry ireo mpiangona avy mivavaka maraina izy roa vavy. Matetika naharay fitarainana ny polisy ka nanao paikady manokana hanatrarana ireo olon-dratsy. Noraisim-potsiny teo am-panatontosana ny asa ratsiny izy roa vavy. Ankizivavy […]

67 Ha : Jiolahy maty voatifitry ny polisy

Lavon’ny balan’ny polisy nanao fanamiana sivily ny jiolahy iray teny 67 Ha, omaly ma­raina. Manoloana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana eny amin’iny faritra iny, nanao hetsika manokana ny ekipan’ny polisim-pirenena. Nanao fisafoana teny an-toerana izy ireo ka nisy tamin’ny ekipa nanao fanamiana sivily. Vao mangiran-dratsy, nisy telo lahy nanatona ny […]