Nihaona mivantana tetsy Antaninarenina nandritra ny hetsika “Partners in development fair” ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’ ny Peace Corps Madagascar sy ireo mpiara-miasa aminy. Tafiditra ao anatin’ny fiofanana ataon’izy ireo mialohan’ny handraisana ny asany ity fihaonana ity. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fifandraisana sy fiaraha-miasan’ireo mpilatsaka an-tsitrapo amerikanina amin’ireo fikambanana tsy […]
Auteur/autrice : Adnews
Djibouti: maka traikefa momba ny RSU i Madagasikara
Manatanteraka fihaonana sy fifanakalozana traikefa any Djibouti ny ekipan’ny fiahiana ara-tsosialy avy eto Madagasikara sy avy any amin’ny Nosy Comores. Midinika momba ny fandrafetana ny lisitr’ ireo olona tena mila tohana ara-tsosialy (RSU) izy ireo hahafahana mifehy ny asa fanohanana ireny sokajin’ olona marefo ireny. Tanjona ny hampivoarana ny sehatry […]
Paikady ho an’ny fanjarian-tsakafo : rafitra fito hanatanteraka ny asa eny ifotony
Natolotra, omaly, teny Anosy, ny politikam-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo (PNN) nohavaozina hatramin’ny taona 2030 sy ny paikady hanatanterahana ny asa ao anatin’ny dimy taona ho avy. Nohamafisina ao anatin’ny politika ny fiaraha-miasa marolafy ahitana ny fahasalamana, fanabeazana, rano fanadiovana sy fidiovana, rafitra ara-tsakafo… Hisy rohy hampifandray ireo miaraka amin’ny mpiray […]
Filohan’ny ACE, Rondro Baohanta : “Hapetraka ny vovonana ho an’ny siansa sy ny fampandrosoana”
Manontany tena ny mpikaroka raha misy lanjany ho an’ny mpitondra ny fikarohana sy ny voka-pikarohana satria tsy ampy ny sora-bola natokana ho an’io sehatra io hatramin’izay. Hanome lanja ny fikarohana sy ny voka-pikarohana no tanjon’ny vovonana hajoro. Hametraka rafitra iray « observatoire pour la science et pour le développement de Madagascar […]
Rallye Moi(s) Théâtre : hahazo laka ny ankizy 7 hatramin’ny 11 taona
Hotontosaina, anio, etsy amin’ny Cercle Germano-Malagasy/Gz Tohatohabaton’ Antaninarenina, ny atrikasa ho fanomezana fototra momba ny «Amponga sy dihy gasy» ho an’ny ankizy 7 ka hatramin’ny 11 taona. Hetsika tafiditra ao anatin’ny Rallye Moi(s) Théâtre 2023 karakarain’ny Compagnie Miangaly. Ireo mpitendry sy mpiangaly dihin-drazana no hiantsoroka ny fampiofanana amin’io fizarana voalohany […]




