Auteur/autrice : Adnews

Ramamimampionona Gérard : “Tsy tokony hatahorana ny fifidianana”

“Lasa mihorohoro sy matahotra isika rehefa hiatrika fifidianana. Zava-tsoa sy sarobidy ny fifidianana. Nefa matahotra hiatrika izany isika, indrindra ny aorian’ny fifidianana”, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramami­mampionona Gérard. Izay no iantsoany ny rehetra hoe: zava-dehibe ny fampanjakana ny filaminana sy ny fitoniana ary ny fahamarinana. Ahoana no hahazoana ny hevitry […]