Hotontosaina manomboka ny alarobia 8 marsa 2023, eny amin’ny Anac sampana Analamanga, Tranombokim-pirenena, Anosy, ny fiofanana momba ny fandalinana sy fanoratana hira manaraka ny fenitra iraisam-pirenena, hetsika ho an’ny mpampianatra sy mpianatra eo anivon’ny Anac. Ny Akademiam-pirenen’ny zavakanto sy ny kolontsaina, sampana Analamanga no mikarakara ny hetsika, eo ambany fiahian’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Taorian’ireo « cabarets »… : hisedra seho goavana amin’izay i Lalie
Nanjakan’ny fihetseham-po tanteraka ny fiarahana voalohany nanamarika ny fiverenan’i Lalie an-tsehatra. Toraka izany ihany koa ny faharoa, izay notontosaina ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Pietra Hôtel. Vaovao lehibe nambaran’i Lalie ny hisian’ny seho goavana amin’izay, ato ho ato. Efa fantatra fa hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena io, manomboka amin’ny […]
IKM Antsahavola: tanjona ny fampahafantarana ny kolontsaina isam-paritra
Harena ho antsika ny fahasamihafana. Voakasik’izany koa ny lafiny kolontsaina. Maro amin’ ny Malagasy anefa no tsy mahalala ny kolontsain’ny faritra hafa. Izany indrindra no nanaovana ny hetsika “Songadina”. Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy (IKM) Antsahavola. Misy ny “Songadina”, hetsika hampahafantarana ny kolontsaina mampiavaka faritany iray eto […]
Depiote R. Fetra : “Hisy ny vola ho an’ny fifidianana”
“Resabe sy filam-baniny ny hoe tsy hanam-bola indray ny fanjakana hamatsiana ny fanatanterahana fifidianana. Hisy vola eo, ary hisy fifidianana amin’ity taona ity. Ho an’ny mpanohitra, aza manangan-tsampona toy izany”, hoy ny depiote voafidy tany Miarinarivo tamin’ny anaran’ny IRD, Rakotondrasoa Fetra, momba ny resaky ny sasany amin’ny hoe tsy fisian’ny […]
Randriamalala Robert Charly : “Tsy tokony hanao politika ny firaisamonina sivily”
“Ho anay manokana, tokony hitoetra amin’ny toerany hatrany ny firaisamonina sivily amin’ny raharaha fifidianana toy izao. Tsy tokony hiandany na amin’iza na iza izany, ary tsy tokony hobaikoin’ny mpanao politika sady tsy manao politika.” Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Cellule de moralisation de la vie publique – Sehatra ametrahana fitoniana […]




