Auteur/autrice : Adnews

Fampiasana fanafody : nodinihina tany Maroc, ireo mety ho vokatra tsy irina

Ny 2 sy ny 3 marsa teo, nandray anjara tamin’ny fifanakalozan-kevitra eo anivon’ i Afrika tany Rabat, Maroc i Madagasikara. Ni­ompana tamin’ny fanaraha-maso ny vokatra tsy irina azo avy amin’ny fampiasana fanafody ny adihevitra. Tafiditra ao anatin’ny fanaraha-maso ny vokatra tsy irina azo avy amin’ny fampiasana fanafody ny siansa sy […]

rivodoza freddy : miha manalavitra ny morontsiraka atsimo

Tany amin’ny130 km atsimo andrefan’i Toliara no misy ny foiben’ny rivodoza Freddy, omaly tamin’ny 3 ora tolakandro. 90 km isan’ ora ny herin’ny rivotra hoentiny ary tafiotra hatramin’ny 125 km isan’ora. Mianan­drefana somary atsimo an­drefana ny diany amin’ny hafainganam-pandeha 5 km isan’ora. “Raha ny fizotrany dia manalavitra miadana ny morontsiraka […]

Vavatenina: manjombona ny raharaham-panjakana

Manjombona tanteraka ny lafiny fitantanan-draharaham-panjakana ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Vavatenina tato ho ato. Lavo vokatry ny lozam-pifamoivoizana, ny 2 marsa teo, koa Ravelona Mauril, lefitra faharoan’ny ben’ny Tanàna, izay nidoboka am-ponja ao Antanimora ny voalohan’ny volana marsa teo noho ny raharahana kolikoly sy fa­nao­vana hosoka amina volam-panjakana. Ny alakamisy 2 […]