Nampahafantarina, omaly, ny tetikasa Prirtem II, mifantoka amin’ny fitaterana herinaratra miainga eto Antananarivo mankany Antsirabe. Tanjona ny hampiakarana avo roa heny ny herinaratra vokarina, ka hisitraka izany ny 50%-n’ny malagasy amin’ity taona 2023 ity ary ho ny 70% amin’ny taona 2030. Misy ny tetikasa hanatsarana sy hampitomboana ny famatsiana sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Miss Madagascar 2023 : nivoaka omaly ny anaran’ny mpandray anjara
Nampahafantarin’ny Comité National de préparation de Miss Madagascar (CNMM), ny alatsinainy 27 febroary 2023, ny anaran’ny mpandray anjara rehetra amin’ny fifaninanana «Miss Madagascar 2023». Mahatratra 22 ny mpifaninana. Faritra 21 miaraka amin’ny diaspora no manana solontena. Ny faritra Sofia sy Analanjirofo kosa no tsy manana solontena amin’izay fifaninanana izay. Izay […]
«Zaza mifety» : nanolotra «Fitempo» ry Mamiso Trio
Niaka-tsehatra tetsy amin’ ny IFM Analakely, ny sabotsy lasa teo, ny Mamiso Trio, avy atsy La Réunion, tamin’ny alalan’ilay seho miavaka «Fitempo», ao anatin’ny hetsika «Zaza mifety». Nambaran’i Njiva, solontena avy amin’ny Mamiso Trio fa «fampitana hafatra ny fiakarana an-tsehatra teto Madagasikara ny «Fitempo». Miresaka momba ny rano sy ny […]
Guylaine Clerv, Talen’ny Virgin Music Africa : «Resy lahatra aho fa hisongadina ny mozika malagasy»
Nandalo teto Madagasikara i Guylaine Clerv, talen’ny Virgin Music Africa. Nampahafantatra ny fiaraha-miasa eo amin’ity orinasa tantanany sy ny Universal Music Africa ary ny Renala Music izy, ny zoma teo. Fotoana izay nitafana fohy tamin’ity manam-pahaizana momba ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena ity. Dinidinika. Gazety Taratra(*) : Matoa tonga eto ianao, […]
Fitsinjaram-pahefana miabo : hiainga amin’ny filàna eny ifotony ny fampandrosoana
Nambaran’ny tale jeneralin’ny Fitsinjaram-pahefana, Rabetahiana Pascal Pierrot fa efa vita avokoa izao ny fakan-kevitra natao teny anivon’ny faritra 23, momba ny fitsinjaram-pahefana miabo. “Nalaina ny hevitry ny vahoaka ka nanaovana ny atrikasa. Homena fahefana feno ny eny ifotony manomboka izao ho amin’ny politikan’ny fampandrosoana”, hoy izy. Nanteriny fa novolavolaina ho […]




