Manoloana ny fandalovan’ ny rivodoza Freddy eto Madagasikara, mahatratra 35 ireo teknisianina sy mpiara-miasa aminy eo anivon’ny Telma, miparitaka manerana ny Nosy. Toy ny eto Antananarivo, Ankazobe, Analavory, Ambatolampy, Ambositra, Belo Tsiribihina, Miandrivazo, Vatomandry, Mahanoro… Mba hitandroana ny mety ho fahatapahan’ny fifandraisana manerana ny Nosy. Manohana tsy tapaka ny vahoaka […]
Auteur/autrice : Adnews
Jly Rakotoarijaona Josoa: “Mitohy ny ady amin’ny famerenana ny fandriampahalemana”
Mitohy ny asa, indrindra ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana fa ny akaiky ny fiatrehana ny rivodoza Freddy, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa… “Laharam-pahamehana daholo ny zava-drehetra mahakasika ny firenena. Ny akaiky indrindra sady maika dia ny fiatrehana ny rivodoza Freddy vinavinaina hiditra an-tanety anio alina […]
Basikety : hiofana any Le Caire ny Ankoay
Handeha ho any Le Caire, Egypta ny Ankoay U19 lehilahy. Hiatrika fiofanana, hiatrehana ny fiadiana ny “Mondial 2023”, taranja basikety, hatao any Hongrie ny 24 jona – 2 jolay, ny anton-dian’izy ireo. Hotanterahina ny volana avrily ho avy izao ity fiofanana ity, ary haharitra 15 andro. Araka ny nolazain-dRamaroson Jean […]
Lalaon’ny Barea sy Centre Afrique : nangatahin’ i Eto’o hatao any Cameroun
Tsy nahazo alalana handray lalao iraisam-pirenena ny kianjan’i Bangui Centre Afrique. Nampindrana ny kianja Douala, any Cameroun ho an’ny Federasion’i Centre Afrique taranja baolina kitra (FACF) i Samuèl Eto’o, filohan’ny Federasiona Kameroney. Natao handraisan’izy ireo ny lalao miverina hihaonan’ny Barean’i Madagasikara sy i Centre Afrique, ny 27 marsa ho avy […]
Volley – CCCZone7 : vonona ny klioban’ny GNVB
Hanainga rahampitso ny ekipan’ny GNVB (Gendarmerie Nationale de Volley-Ball), hiatrika ny andiany faha-27 ny fiadiana ny amboaran’ny tarika tompondaka aty amin’ny faritra faha-7. Vonona tanteraka ireo mpilalao, raha ny nambaran’ny filohan’ny klioba, Chef d’Escadron, Commandant Fortunat, tetsy Ankorondrano, omaly. Mpilalao 12 eo amin’ny lehilahy ary 9 kosa ny vehivavy, miampy […]




