Auteur/autrice : Adnews

Rooted in Trust: miady amin’ny fiparitahan’ny tsaho momba ny Covid-19

Nampahafantarina omaly ny ady amin’ny fiparitahan’ny tsaho sy ny vaovao diso mikasika ny valan’aretina Covid-19, notanterahin’ny tetikasa Miorim-paka amin’ny fahatokisana na ny Rooted in Trust (Rit 2.0). Maro be ny karazana tsaho niely niteraka tsy fifampitokisana, tahotra sy ahiahy ary fisalasalana teny anivon’ny fiarahamonina mikasika ny valanaretina Covid-19 tao anatin’izay […]

Kraomita Malagasy: naiditra am-ponja ny tompon’antoka tamin’ny fandrobana

Taorian’ny fandrobana sy fakàna ny fananan’ny orinasa Kraomita Malagasy tao Brieville-Tsaratanana, naiditra am-ponja vonjimaika ao Ambatondrazaka ilay tale iray eo anivon’ny faritra Be­tsiboka voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fandrobana ny orinasa. Isan’ny nofonjaina miaraka aminy ihany koa ny mpamiliny. Raha tsiahivina dia ny faran’ny volana janoary 2023 no nahatrarana ireo fitaovana […]

Namearison Robert: “Malok’ila ny datim-pifidianana”

“Malok’ila ny datim-pifidianana”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabe­azana olom-pirenena, i Na­me­arison Robert, momba ny datim-pifidianana navokoan’ ny Ceni. Milaza mazava ny And. 52 amin’ny lalàna mifehy ny fifidianana fa 31 mey farafahaingany ary 31 novambra farafahelany ny tokony hanaovana fifidianana. Tafi­ditra amin’izany ny 9 novambra fihodinana voalohany, fa tsy […]

Antoko HVM : miantso fitoniana ny filoha teo aloha

Taorian’ny fahaton­gavan’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery, teto Madagasikara, efa maro ny fanehoan-kevitra nataony manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena. Manoloana izany rehetra izany anefa, niantso ny rehetra mba ho tony sy hanaraka ny lalàna hatrany ity filoha teo aloha ity. “Tsapako ny fahoriana sy ny fahasahiranana iainanareo. Mila tony […]

Antoko politika: handray anjara amin’ny fifidianana ny antoko ARB

Nanambara sahady ny fandraisany anjara amin’ny karazana fifidianana hisy eto amin’ny firenena ity antoko politika ity. Vonona ihany koa hampangarahara sy hampanara-dalàna izany fifidianana izany. Notontosaina teny amin’ ny Radisson Blu Ambodivona ny Ala­robia 15 febroary 2023, ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny antoko politika Anjomara sy Rivo-Baovao na ARB, […]