Auteur/autrice : Adnews

« C’ Lera »: une nouvelle plateforme d’opposition en place

Une nouvelle plateforme regroupant des politiciens de l’opposition, nommée « C’Lera », a été présentée hier à Andoharanofotsy. Elle est composée des membres du parti Hery vaovao ho an’i Madagasikara (HVM), des députés élus sous les couleurs du parti Tiako i Madagasikara (TIM) et des anciens ministres durant la Transition, de 2009 […]

Fanohanana ny Barea Chan… Hiantohan’ny fanjakana ny “Visa” mankany Algérie

Andro iray sisa dia hiatrika lalao ampahefa-dalan’ny “Chan 2022” ny Barea. Horaisin’ny fitondram-panjakana an-tanana ny saran’ny “Visa” ho an’ireo mpanohana malagasy. Natao ho an’ireo Malagasy any ivelany, maniry ny ho any  Algérie. Hotanterahina rahampitso ny lalao ampahefa-dalan’ny “Chan 2022”, hihaonan’ny Barean’ i Madagasikara sy i Mozambika. Manoloana izany, ho fanohanana […]