Auteur/autrice : Adnews

Mpiofana miaramila 122… Vonona hiady anaty akata  

Nandrato fahalalana sy fahaiza-manao nandritra ny sivy volana ireo mpiofana miaramila. nahavita izany tany Imerintsiatosika izy 122 lahy. Ankehitriny, vonona handray ny andraikiny avy ny tsirairay.  Tafika an-tanety handeha tongotra sy hiady anaty akata. Ireo no adidy miandry an’ireo mpiofana miaramila 122 nivoaka tetsy Betongolo, omaly. Andro namaranana tamin’ny fomba […]

IFM Analakely… Tanjona ny fanandratana ny kolontsaina

Efa hatramin’ny taona 1964, nisian’ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely. Mbola Centre Culturel Albert Camus na CCAC no anarany tamin’izany fa noho ny fanavaozana ny rafi-pitantanana ny taona 2012 no niovan’ny anarana. “Misokatra ho an’ny rehetra ny fiaraha-miasa, rehefa miray vina amin’ny fanandratana ny kolontsaina. Na ho an’ny […]

ONG HWL sy ny Institut IGSA… Hanome vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra sahirana 

Miara-miasa ny ONG maorisianina Human welfare league (HWL) sy ny Institut culturel et social Al-ghazali (IGSA) eto amintsika hanome vatsim-pianarana ny mpianatra malagasy. Ireo mendrika sy misongadina nefa tsy manana fahafahana hanohy fianarana ambony intsony no iantefan’izany. Natokana ho an’ny mpianatra manana ny mari-pahaizana bakalorea ka nahazo ny salanisa 15/20 […]

Lemak’Antananarivo… Arahi-maso ireo vavarano

Mitohy mikija ny orana eto Antananarivo. Nilaza ny Apipa fa arahi-maso akaiky ireo vavarano mandefa ny ranon’orana hivarina any an-drenirano. Miasa andro aman’alina ny ekipa rehetra ary mihodina avokoa ireo Station de pompage enina iandraiketan’ny Apipa manafaingana ny famoahan-drano. Nanentana ireo kaominina rehetra eto Antananarivo sy ny manodidina handray ny […]

Tatitry ny BNGRC… Valo ny maty noho i Cheneso  

Valo  ny olona  maty nandritra  ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso teto amin’ny Nosy. Telo amin’izy ireo mbola tsy naharenesana vaovao hatreto.  Mahatratra 17  ireo tsy hita popoka  nandritra izany raha ny tatitra voaray  teo anivon’ny BNGRC, omaly.  Mahatratra 46 394 ireo traboina  manerana ny Nosy.  Tsy maintsy nafindra toerana noho ny  fiakaran’ny […]