Tsy ahina ny hiverenany an-tanety fa kosa hivoatra any amin’ny maherin’ny 100 km miala ny morontsiraka ato anatin’ny telo andro manaraka i Cheneso. Noho izany, mety ho voakasiky ny tafiotra manodidina ny 50 hatramin’ny 80 km isan’ora ireo distrika amin’ny morontsirak’i Menabe sy Atsimo Andrefana, omaly sy anio. Vokany, iangaviana […]
Auteur/autrice : Adnews
Ambohidratrimo sy Avaradrano ary Atsimondrano… tsy mianatra ny mpianatra rehetra anio sy rahampitso
Vokatry ny rotsak’orana misesy izay miteraka fiakaran’ny rano, tsy mianatra ny mpianatra rehetra eto amin’ny Cisco Antananarivo Renivohitra sy Ambohidratrimo. Amin’ny 30 janoary indray vao miverina ny fampianarana. Namoaka filazana ny Cisco Antananarivo Renivohitra sy Ambohidratrimo ary Avaradrano amin’ny fanapahan-kevitra mahakasika ny fampiatoana ny fampianarana anio sy rahampitso. Amin’ny alatsinainy […]
Fitantanana sy andraikitra… Efa nikasa hanao mompera Ramim’s saingy lasa depiote
Iza izy ? Rakotomalala Miarintsoa Andriantsitonta Emmanuel Marie na fantatra amin’ny solon’anarana Ramim’s. Depiote voafidy tao Ambatolampy ary 35 taona. Manambady sy zanaka telo mianadahy. Sakafo tiany ny legioma sy ny voankazo. Mankafy ny basikety sy ny kitra ary ny “Tennis de table“. Anisan’ny mpihira ankafiziny ny tarika Mahaleo sy […]
Depiote Frantsay, Bruno Fusch… “Ahina hihemotra ny fifidianana any Madagasikara…”
Manaraka akaiky ny toe-draharaham-pirenena eto amintsika ny sehatra iraisam-pirenena. Anisan’izany ny depiote frantsay, i Bruno Fuchs. Nanontany sy nangataka ny andraikitra raisin’ny governemanta frantsay, amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny sady misahana an’i Eoropa ny tenany. Anisan’izany ny mety ho paikady hapetrak’i Frantsa ahafahana manao fifidianana madio sy mangarahara ary eken’ny rehetra […]
Filoha Rajoelina any Dakar… Nandroso vahaolana momba ny fambolena
Tanterahina any Dakar Sénégal, nanomboka omaly, ny fihaonana an-tampony, momba ny fambolena sy ny fanodinana voka-pambolena. Atrehin’ireo filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta afrikanina izany ary iarahana amin’ny Vondrona Afrikanina (UA) sy ny Banky Afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Anisan’ireo voaasa manokana amin’izany fivoriana izany, amin’ny maha tompon dakan’ny fanjarian-tsakafo azy aty […]




