Après de vifs échanges sans complaisance, entre les artistes opposants et partisans à la réforme de l’Omda, hier au palais des Sports, l’élection des membres du Conseil d’administration s’est déroulée dans le calme, conformément au programme établi par le ministère de la Communication et de la culture. Comme il fallait […]
Auteur/autrice : Adnews
Eran-tany
Hitombo betsaka ary tafakatra ambony ny tinady eo amin’ny solika amin’ity taona ity, araka ny fisokafan’ny toekarena any Chine. Taorian’ny fepetra momba ny fahasalamana no hampitombo ny tinady eo amin’ny solika, maro indrindra 101,7 tapitrisa barils isan’andro. Tombatombana nataon’ny AIE (Agence internationale de l’énergie) izany. Tsy maharaka ny tinady ny […]
Varotra any ivelany: efa nisy politika momba ny fanondranana akondro
Efa nanondrana akondro tany Eoropa i Madagasikara tamin’ny 1961, tsy latsaky ny 20 000 t, nitohy nihabetsaka tamin’ny taona 1966, tafakatra 35 716 t. Nisy fotoana nampihena izany noho ny andro ratsy saingy tamin’ny Repoblika voalohany ihany, niezaka nanarina ny fambolena akondro ny fanjakana, nametraka politika manokana nidirana amin’ny tsena eoropeanina. Nisy […]
Tranoben’ny tantsaha: miady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro
Miezaka amin’izao fotoana ny Tranoben’ny tantsaha, ivondronan’ny fikambanan’ny tantsaha samihafa miady amin’ ny fiovaovan’ny toetr’andro. Izany dia misy fiantraikany amin’ny tantsaha mpamokatra sy ny mpanjifa. Hanatanterahan’ny Tranoben’ny tantsaha, hisy tetikasa iray ho fanalefahana ny fiantraikan’ ny fiovan’ny toetr’andro. Araka ny nambaran’ny Federasiona vehivavy tantsaha malagasy, hita taratra mivantana sy ankolaka […]
Sehatrasa misy tolotra: tsy ampy manam-pahaizana manerana ny Nosy
Tsy mitsahatra mitombo ny tahan’ny tsy an’asa eto Madagasikara. Tsy maharaka ny fitombon’ny mponina afaka miasa ny tolotr’asa. Mahazo vahana hatrany noho izany ny tsy manara-dalàna (informel) amina sehatra maro. Hatramin’ny 80 % amin’ ny olona afaka miasa no tsy an’asa eto an-toerana. Maivana ny tolotr’asa eto an-toerana, tsy misy […]




