Andro aman’alina ny fiavian’ny orana tao anatin’ny andro maromaro izao teto Antananarivo. Tsikaritra ho miha miakatra ny reniranon’Ikopa. Nanamarina izany indrindra ny Apipa miandraikitra ny lemak’Antananarivo. Tsy mbola misy anefa ny filazana loza fa voafehy tanteraka ny fikorianan’ny rano raha ny fanazavana. Omaly alatsinainy maraina, 1,69m ny haavon’i Sisaony eo […]
Auteur/autrice : Adnews
Mandritra ny hateloana: miato ny fampianarana eto Antananarivo Renivohitra
Nandray fepetra hiarovana ny ain’ny mpianatra madinika ny Cisco Antananarivo Renivohitra sy ny minisitera mpiahy ny fanabeazana. Tokony hanara-baovao hatrany ny ray aman-dreny. Nampahafantatra ny Cisco Antananarivo Renivohitra, omaly, fa miato ny fampianarana eto Antananarivo Renivohitra ho an’ny akany fibeazana sy ny sekoly ambaratonga fototra rehetra. Na miankina amin’ny fanjakana […]
Handball – IHF Trophy Kaontinantaly : lasan’ny Akio ny amboara «Fair-Play»
Nifarana ny asabotsy lasa teo, tany Congo Brazzaville ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly, taranja handball “IHF Trophy”, sokajy U18 sy U20 zazalahy. Tsy niveri-maina ny Akio de Madagascar, teo amin’ny sokajy “junior” fa nomen’ny kaonfederasiona afrikanina (CAHB), ho an’ny ekipa malagasy ny amboara “Fair-Play”. Noho ny fomba filalao madio […]
Volley – CCC zone 7: tsy haka “renfort” ny GNVB lehilahy
Tsy haka mpilalao ivelany ny GNVB (Gendarmerie Nationale Volley-Ball) lehilahy, mandritra ny fiadiana ny CCC zone 7. Raha ny angom-baovao voaray, seleksiona avy amin’ny GNVB 1 sy GNVB2 no handrafitra ny ekipan’ny Zandarmaria amin’ity andiany 2023 ity. Lalao izay tsiahivina fa hatao atsy amin’ny Nosy Maorisy, ny 23 febroary hatramin’ny […]
Tenisy – «Open d’Australie» : misongadina i Novak Djokovic
Notanterahina omaly alatsinainy 23 janoary teo, ny lalao ampahavalon-dalana amin’ny fifaninanana taranja Tenisy “Grand Chelem Open d’Australie” any Melbourne. Mamiratra sy higagan’ny olona rehetra any an-toerana ny zava-bitan’i Novak Djokovic, mpilalao Serba. Lavony tamin’ny seta 3 no ho 0 (6/2, 6/1, 6/1) i Alex De Minaur, mpilalao Aostralianina. Marihina fa […]




