Miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’izao fotoana ny fikambanana sy ny vondron’ny tantsaha maro, na ireo mahaleo tena amin’ny asa fambolena. Araka ny fanamarihan’ny Tranoben’ny tantsaha azy, misy ireo fikambanana sy vondrona ireo, nefa tsy ampy ny rotsak’orana eto amin’ny Nosy na mitanila ny fiavian’ny orana, misy faritra mahazo rano ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Institut Pasteur-LHAE : fitaovana vaovao hitiliana ny kalitaon’ ny rano
Mamatsy vola ny tetikasa Rise (Recherche, innovation, surveillance et évaluation) ny Sampandraharaha amerikanina ho an’ny fampandrosoana (Usaid). Manatanteraka azy ny sampana laboratoara misahana ny fahadiovan’ny sakafo sy ny tontolo iainana (LHAE) ao amin’ny Institut Pasteur de Madagasikara (IPM). Tanjona ny hahatsara ny kalitaon’ny rano fisotro, ka hitiliana sy hanaraha-maso ny […]
Tsy misy ny marimaritra iraisana: hanolotra fifanarahana vaovao amin’ny QMM ny fanjakana
Ho tapitra amin’ny 18 febroary ho avy izao ny fe-potoana fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny QMM. Tsy nisy ny marimaritra iraisana ho an’ny tohiny, ka hanolotra fifanarahana vaovao mihitsy ny fanjakana malagasy. Natao ny taona 1998 ny fifanarahana eo amin’ny fanjakana malagasy sy ny orinasa QMM. Namoahana ny lalàna 98-002 ity […]
Indray mijery
Miampy faritra efatra vaovao ireo misitraka ny tetikasa Fafy manomboka amin’ity taona ity : Atsinanana, Androy, Atsimo Atsinanana, Anosy iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka. Nanomboka ny taona 2018, faritra sivy, Vakinankaratra, Matsiatra Ambony, Analamanga, Bongolava, Alaotra Mangoro, Vatovavy, Fitovinany Amoron’ i Mania ary Itasy no nanatanterahana ny tetikasa. 600 ireo […]
Lafayette College Pennsylvania: nizara fahaiza-manao tamin’ny mpianatra malagasy
Nihaona tetsy amin’ny masoivoho amerikanina Andranomena, tamin’ity herinandro ity, ireo mpianatra avy amin’ny Lycée Andohalo ankilany sy ny mpampianatra sy mpianatra amerikanina avy amin’ny Lafayette College Pennsylvania andaniny. Nifanakalo traikefa tamina sehatra marolafy izy ireo. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Lafayette Initiative for Malagasy Education (LIME) ny fihaonan’ny roa tonta. Haharitra […]




