Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany faharoa (CSP2) Ambohijatovo, afakomaly maraina, teny Maroroho Tsimbazaza, ireo telo lahy mpanao trafikana rongony sady mifoka. Nandritra ny hetsika « opération coup de poing » ataon’ny polisy manoloana ny trangana tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina no nahatrarana ireto tambajotra mpanao trafikana zava-mahadomelina […]
Auteur/autrice : Adnews
Sambava : Polisy monisipaly iray maty voafaokan’ny fiara
Tsy tana ny ain’ny iray tamin’ireo polisy monisipaly voafaokan’ny fiara tra-doza iray tao amin’ny RN5a, PK 385 + 850 tao amin’ny fokontany Sambava Centre, omaly maraina. Nisy olana tampoka teo amin’ny familiana, nifatratra tamina polisy monisipaly nanatontosa ny fivondronana rehefa fiatombohan’ny herinandro tao amin’ny Fokontany Sambava Centre ny fiara kely […]
Tir en l’air du 20/12/22
Basket – Dina Randrianalijafy : « Le Mondial sera une expérience unique »
L’expatrié Dina Randrianalijafy, évoluant à l’équipe U18 Elite de J.A Vichy-Clermont Métropole (France), est un renfort de choix pour les Ankoay qui disputeront leur tout premier Championnat du Monde du 24 juin au 2 juillet en Hongrie. Le jeune Dina, 16 ans, 1,91cm, a évoqué son début avec l’Ankoay et […]
Basket – Analamanga : la ligue récompense ses lauréats 2022
Reconnaissante, la ligue d’Analamanga de basketball a honoré les clubs qui ont porté haut le fanion de la région pendant la saison 2022 en leur organisant une fête dimanche, à l’Espace Fenitra By Pass. L’occasion également pour le président de la ligue d’Analamanga, Hery Andriatsima, et son équipe de terminer […]




