Les Barea de Madagascar font sensation pour leurs premiers pas au Championnat d’Afrique des nations (Chan) 2022 en venant à bout des Black Galaxies du Ghana lors du match inaugural du groupe C hier, au stade Chahid Hamlaoui de Constantine en Algérie. Une entrée en la matière réussie des Barea […]
Auteur/autrice : Adnews
Ny fiainan’ny varira
Handball – IHF Trophy U20 : hifanandrina voalohany amin’ny Akio i Rwanda
Niainga androany hihazo an’i Congo ny Akio Madagascar, sokajy U20 lehilahy. Handray anjara amin’ny “IHF Trophy U20” Afrika no anton-dian’izy ireo any. Ny ekipan’i Rwanda, tompondaka tao amin’ny faritra fahadimy no hifanandrina amin’ny Akio Madagasikara, ny 16 janoary ho avy izao. Fihaonana izay hotanterahina ao Congo, amin’ny 5 ora hariva. […]
«Chan 2023» : hifaninana indray i Maroc
Taorian’ilay filazana fa hoe tsy handray anjara amin’ny “Chan 2023” i Maroc, ny 12 janoary lasa teo, niverina nandray anjara amin’ ity fifaninanana ity indray izy ireo. Niainga omaly maraina, nandeha nihazo an’i Alzeria, ny delegasiona maraokanina. Araka ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera, ny zoma 13 janoary lasa teo. Marihina […]
Faneva Ima: hitantara ny lalaon’ny Barea sy i Ghana
Mifantoka any Algérie avokoa ny sain’ny rehetra, nanomboka omaly zoma, nanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”. Anisan’ireo miatrika izany ny Barea de Madagascar, izay hiditra an-tsehatra rahampitso alahady. Hifandona amin’ny Black Galaxie Ghana ry zalahy amin’ity andro voalohany ho […]





