Auteur/autrice : Adnews

Fief Mada-Ma-Hery Futsal : Mahatratra 22 ny oniversite mifanintsana

Notanterahina ny alahady 22 febroary lasa teo, tao amin’ny Kianja mitafo Maha­masina, ny lanonam-panokafana ny “Ma-Hery Futsal”, hetsika karakarain’ny Fief Mada. Mahatratra 22 ireo ekipa amin’ny Oniversite mandray anjara amin’ity andiany voalohany ity, ka ny 18 amin’izy ireo hifanintsana amin’ny sokajy lehilahy ary ny efatra ambiny ao amin’ny vehivavy. Ho […]

FTM Manjakaray: Tohanan’ny fikambanana Mandimby

Resy lahatra tamin’ny vokatra azon’ny FTM Manjakaray, taranja rugby, ny fikambanana Mandimby ka nanome tanana azy ireo amin’ny fiatrehana ny « XXL Top 12 ». Ny sabotsy lasa teo, teny Manjakaray, tonga nanolotra «maillot» karazany roa, fotsy sy manga, kiraro sy « bas » mifandraika amin’izany, ho an’ireo mpilalao rehetra, izy ireo. Nanome izany […]

Lomano-“Mada 2026” : Nahazo “record” nasionaly roa i Baritiana Mathieu

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano. Mpilomano 418, avy amin’ny klioba 30, manerana ny ligy 7 no nandray anjara. “Record” nasionaly roa no montsana. Mitohy hatrany ny fa­hombiazana ho an’ Andriampenomanana Baritiana Mathieu (Managing). Taorian’ny nahazoany ny “record” nasionaly, tamin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Manomboka mahazo aina ny Ariary. Latsaky ny 5 000Ar avokoa ny sandan’ny euro sy ny dolara eo amin’ny tsena fifanakalozam-bola, nanomboka ny faran’ny volana janoary teo. Omaly, 4 284,91Ar ny dolara iray, raha 4 503,13 Ar izany ny 23 janoary teo. Tafidina 4 993,76 Ar ihany koa ny euro raha 5 292,25Ar izany tamin’ny 28 […]

Fampandrosoana ny harinkarena: Tsy afa-misaraka ny indostria sy ny voka-pikarohana

Hanandratra avo ny fikarohana sy ho fitaovana stratejika hanatsarana ny indostria ny fi­faninanana nasionaly momba ny fahitana vao. Hetsika karakarain’ny minisiteran’ny Fam­p­i­roboroboana ny indosrtia sy ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina (MIDSP) sy ny Ofisy malagasy misahana ny fizaka-manana ara-indostria (Omapi). Tanjona ny hampiroborobo ny fahaiza-manao sy ny fahitana vao […]