Auteur/autrice : Adnews

Brio Connect : Tanora malagasy, ivon’ny fanavaozana ny toekarena

Notanterahina teny amin’ny CCI Ivato, ny 12 sy 13 febroary teon ny Brio Connect. Mpitan­tana sy tompona orinasa ary mpampiasa vola maherin’ny 100 avy eto an-toerana sy any ivelany no nihaona, nifanakalo hevitra, momba ny fandraharahana, ny haino aman-jery ary ny fiaraha-miasa ara-toekarena. Natsangan’ny Brio Mada­gascar, iarahana amin’ny Yas Madagascar, […]

Fitrandrahana solika : Hametraka ny mangarahara ny Omnis

Anisan’ireo efa miroso any amin’ny fanavaozana ny eo anivon’ny « Office des mines nationales et des industries strategiques- Omnis », amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny tale jeneraly, ny Jly Andriantaolo Tsilavonjato Honoré, tetsy Mangasoavina, fa hametraka ny mangarahara amin’ny alalan’ny fitantanana ny fitrandrahana manara-dalàna izy ireo. « Antsika ny harena. Misokatra amin’ny manampahaizana sy […]

Famokarana: Ilaina ny politikan’ny hetra manome vahana ny fambolena indostrialy

Tsy afa-misaraka amin’ny fampiroboroboana ny indostria vaventy manodina ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana ny famoronana asa sy ny fifampindanjana ara-barotra. Manome lanja maharitra sy antoka ny famatsiana ny tsena ny vokatra avy any amin’ny tantsaha. Raha ny fanadihadian’ny mpahay toekarena, maro ny sakana sy olana sedrain’ny indostria malagasy […]

FANTINA sy FINTINA

Midera ny fahaiza-manaon’ireo mpitsabo ny minisi-panjakana, Razafimanantsoa Hanitra. Nam­barany fa tena tsy mena-mitaha amin’ny hafa izy ireo. Tsiahivina fa efa afaka nody ny tenany sy ireo olona telo niaraka taminy rehefa nahazo fitsaboana taorian’ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy ireo, raha nihazo ny RN44, afakomaly hariva. Nanolotra vahaolana miisa fito ny filohan’ny […]

Fanampiana noho ny takaitran’ny rivodoza : Hanome vola 65 miliara Ar tsy averina ny sinoa

Noraisin’ny filohan’ny Fa­na­vaozana ny Repoblika, ny Kly Randrianirina Michaël, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny masoivohon’i Sina entim-bahoaka, Ji Ping, omaly. Voaresaka sy voatsiahy tamin’izany ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta. Nitohy amin’ny fanaovan-tsonia ho fanamafisana izany ny fihaonana ka tafiditra ao anatin’izany ny fiaraha-miombona antoka eo amin’ny firenena roa […]