Auteur/autrice : Adnews

SOMBIM-BAOVAO

Fifaninanana iraisam-pirenena lehibe miandry ny ekipa malagasy Ankoay ny “Champions Cup 3×3”, taranja basikety, hatao any Thaïlande, ny 13 hatramin’ny 15 marsa izao. Mitovy ny firenena iray vondrona amin’i Madagasikara, sokajy lahy sy vavy, ahitana an’i Etazonia, Pays-Bas ary i Australie. Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny 20, 21 […]

Federasionina Kick boxing : Ny volana avrily ny fifidianana

Taranja anisan’ny hanatanteraka fifidianana amin’ity taona ity ny Federasionina malagasin’ny kick boxing. Namoaka ny tetiandrom-pifidianana ny teo anivon’ity taranja ity, hahafahan’ny rehetra miomana. Araka izany, ny 17 hatramin’ny 24 avrily izao ny fe-potoana hanatanterahana ny fifidianana izay hitantana ny FMKB, ho an’ny efa-taona manaraka (2026-2030). Mialoha izay, mila mahavita ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitentina 37 tapitrisa dolara ny fanampiana omen’ny Banky iraisam-pirenena an’ireo tokatrano 40 000 traboina vokatry ny rivodoza Gezani sy Fytia. Fanampiana misy ireo karazana tolotra samihafa ho an’ny mponina izay hotsinjarain’ny Fid sy ny BNGRC. Vonona hanolo-tanana an’i Madagasikara ny Banky iraisam-pirenena amin’ny fanarenana ny toekarena taorian’ny fandalovan’ny rivodoza. Manana […]