Auteur/autrice : Adnews

Sirama : Mahatratra 17 miliara Ar ny vokatra ara-bola

Mandroso tsara ny orinasam-panjakana Sirama SA. Mampanofa ny fitantanana (Location gérance) amin’ny orinasa sinoa ny Sirama, ka voakasik’izany ny ozinina any Ambilobe sy Namakia. No­ha­zavain’ny tale jeneraly (DG), ny jeneraly Ramananarivo Mamy Emile, omaly, fa « ny fanarenana ny fitantanana no sahanin’ny Sirama, fa miandraikitra ny fampandehanana ny ozinina no ataon’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Feno 51 taona omaly, ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa Gabriel ny Kly Ratsimandrava Richard ny fahefana feno hitondra ny tany sy ny fanjakana. Anisan’ny teny nambarany tamin’izany ny « Tsy hiamboho adidy aho mon Général”. Maty voatifitra teo Ambohijatovo ambony anefa izy, herinandro taorian’ny nandraisany izany fahefana izany. Lasa nitsabo tena any […]

Andrianainarivelo Hajo : « Ilaina ny diplaomasia matanjaka »

Manaraka akaiky ny toe-draharaha iraisam-pirenena ny eo anivon’ny antoko Mala­gasy miara-miainga. Namba­ran’ny filoha nasionaliny, Andrianainarivelo Hajo, fa mifaninana amin’ny fanamafisana ny hery ara-tafika ny firenena matanjaka ho fiarovany ny tombontsoany. Tsy afa-miala amin’ny mety ho fiantraikan’izany i Madagasikara na tsy mandray anjara mivantana aza, araka ny nambarany. « Mila mamakafaka sy […]