Nampahafantarina omaly, ny fisian’ny Birao tokana (Guichet unique) hisahana ny fikarakarana ny fandaniana ny tetibolam-panjakana. Natao izany, entina hanafainganana ny fikarakarana ireo dingana maro samihafa tsy maintsy arahina. Tsiahivina fa natao ny herinandro lasa teo ny loabary an-dasy momba ny fandaniana ny tetibolam-panjakana 2026. Fantatra fa ny 44,2% ny tetibola […]
Auteur/autrice : Adnews
26 jona 1960 : Fifampiraharahana no nahazoana ny Fahaleovantena
Fifampiraharahana no nahazoana ny Fahaleovantenan’i Madagasikara, fa tsy ny fijoroan’ny Repoblika tamin’ny 14 oktobra 1958. Nisy ny fivoriana fahenina nataon’ny Filankevitra mpanatanteraky ny lafintany mpikambana ao amin’ny fiombonambe frantsay, tany Saint-Louis, Sénégal, ny desambra 1959. Tamin’izany, naneho ny heviny ny amin’ny fahaleovantenan’ ireo fanjakana mpikamban’ny fiombonambe frantsay ny jeneraly Charles […]
FANTINA sy FINTINA
Nitondra fanazavana momba ireo vondrona na vovonana, toy ny FFM sy ny VFM ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nambarany fa tsy manery olona hanohana ny tenany izy. « Izaho koa anefa tsy manakana ireo vonona hanohana ahy », hoy izy tany Brickaville, ny herinandro teo. Hentitra ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana. « Aleo […]
Aza disoina ny tantara
Mahoraka ny tanàna ao Sofia. Mankalaza ny fetin’ny Repoblika Ramalagasy. Tsy mbola nisy tahaka izao angamba hatrizay nilazana fa mahaleo tena i Madagasikara. Tsy fety toy ny fety rehetra moa fa mifanojo amin’ ny nandraisan’izy dimy lahy fahefana amin’izao fotoan’ny fanavaozana izao. Tena hoe andro manan-tantara tokoa raha ny […]
14 oktobra 1958 : Tsy mbola azo fa vao nangatahina ny Fahaleovantena
Tsy tokony hafangaro… Fijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara ny 14 oktobra 1958, azo lazaina hoe fetim-pirenena noho ny maha firenena iray tsy mivaky amin’ny maha Repoblika azy. Niverenan’ny Fahaleovantena kosa ny 26 jona 1960 hoe fetin’ny Fahaleovantena. Tantaram-pirenena… Fetim-pirenena ny 14 oktobra 1958, nijoroan’ny Repoblikan’i Madagasikara ho firenena iray tsy mivaky amin’ny […]





