Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Nesorina amin’ny toerana avokoa ireo talem-paritry ny fonja miisa 22, araka ny fanapahana noraisin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Nirarakompana koa anefa ny fanendrena talem-paritra eo anivon’ny minisitera-panjakana misahana ny fanavaozana. Miisa 13 ireo vao notendrena. Nodimandry omaly, rehefa tsy salama naharitra, ny mpanao gazety, Annick Raherimanana. Anisan’ny mpamakafaka […]

Firosoana ho amin’ny fanavaozana : Mametraka paikady ny komitin’ny fikaonandoha

Am-perinasa tanteraka ny komity mpamolavola « Comite de pilotage » ny fikaonandoham-pirenena. Efa mametraka ny rindrandamina rehetra ho fanatanterahana izany izy ireo. Anisan’ny ao anatin’izany komity izany ny eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika sy ny minisiteram-panjakana misahana ny Fanavaozana sy ny Pri­matiora. Ao anatiny koa ny avy amin’ny minisiteran’ny Toeka­rena sy ny […]