L’inquiétude est à son comble dans le district d’Antananarivo Atsimondrano. Le barrage hydroagricole de Sisaony, situé au niveau du fokontany de Tolongoina, dans la commune rurale d’Ampahitrosy, est sérieusement menacé de rupture après avoir cédé partiellement sous la pression des eaux. La situation, jugée critique par les autorités, a conduit […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanamaitsoana ny tontolo : Namboly zana-kazo ny Fivoi
Nanatanteraka fambolen-kazo teny Ambatonapoaka sy teny Masikamalona, distrikan’Arivonimamo, ny antoko politika Fivoi sy ny fikambanana Fivoarana, ny sabotsy teo. Nahatratra 15000 isa fototra ireo zana-kazo novolena teny an-toerana. Nahitana karazan-kazo maro toy ny kininina sy ny kesika izany. Tanjona ny hanamaitsoana an’i Madagasikara mba ho lasa Nosy maitso indray. “Miainga […]
INDRAY MIJERY
Momba ny tatitra mahakasika ny valanaretina Mpox eto amintsika ho an’ny 23 janoary, misy tranga ahina vaovao 16 sy tranga voamarina 16 izay niseho tany Mahajanga avokoa ireo voamarina. Voalazan’ny profesora Mamy Randria fa mahatratra 449 ny tranga rehetra hatramin’ny 23 janoary. 289 no ahina raha 160 no voamarina. Ny […]
Tao anatin’ny roa volana niasana: 6 223 ny pasipaoro navoaka ka nampidi-bola 1 382 370 000 Ar
Tao anatin’izay roa volana nitsanganan’ny governemantan’ny Fanavaozana izay, nihetsika avokoa ireo rantsa-mangaikan’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka sy ireo polisim-pirenena manerana ny Nosy. Nisy ny vokatra azo. Ho an’ny lafiny fampandriana fahalemana, nanao ny ezaka ny polisim-pirenena manerana an’i Madagasikara nahafahana nampihena ireo karazana fandikan-dalàna mifandraika amin’ny tsy fandriampahalemana. Amin’ireo raharaha nahazoana fitarainana […]
TSELATRA
Fiara Sprinter iray tra-doza tany Behenjy, lalam-pirenena fahafito, omaly maraina. Olona efatra naratra vokatr’izany, ary nentina avy hatrany eo anivon’ny toeram-pitsaboana Ambatolampy izy ireo. Niainga tany Vohipeno io fiara mpitatitra io. Izay nitondra fianakaviana hamonjy fahoriana hihazo an’Antananarivo Renivohitra. Nandeha mafy ny fiara ary vaky kodiarana tampoka ka nitarika tamin’ny […]




